• "Miorena tsara, aza miova." I Kor. 15, 58
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa

Vaovao Farany

  • Synodamparitany
  • Vaovao Farany

Foto-dĂ lana sy Fitsipika/ Fanavaozana tomponandraikitra

FANOMANANA HO AMIN’NY FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA Madiva hifarana ny fotoam-piasan’ireo tomponandraikitra voafidy tany anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany. Koa ho fiomanana…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

SAFIF/ Vavaka sy fifadiankanina

SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKM VAVAKA SY  FIFADIANKANINA Sabotsy  23 Jiona 2018, 7ora30 maraina   FITORIANA AN-KIRA  -seha-pitaizana SAFIF -Tarika Christophe…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

AUMONERIE FOIBE FJKM/ Tolo-tĂ nana

« Koa aza menatra ny  ho vavolombelon’ny Tompontsika « 2 Tim 1.8a « Araka  izay efa nataonareo tamin’ny anankiray  aminireto rahalahiko kely indrindra…

Asa, Vaovao farany

RABEMILA Yvette , 50T maha-Mpitandrina

Fantaro , iza moa Ramatoa RABEMILA  Rahantamananivo  YVETTE , Mpitandrina -Zanak’i Dokotera  RAKOTO RABEMILA sy  RAMASIMBELO -Teraka tamin’ny 29 Aogositra…

Biografia, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Alahadin’ny Sekoly FJKM 2018.

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY  FJKM   « Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara » Jao.15/27a FANDAHARANA FANOMPOAM-PIVAVAHANA…

Fampianarana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Sekoly FJKM / Fanohanana ireo sekoly sahirana

 DEPARTEMENTAN’ NY SEKOLY FJKM « Ary ianareo  koa  dia vavolombelona hanambara Ahy » Jaona 15.27a FANASANA Toy ny fanao  isan-taona  , ho …

Fampianarana, Vaovao farany

Fahasalamana/ Aretim-bavony

FITSABOANA NY ARETIM-BAVONY  Maro ny olona no marary vavony, betsaka ny antony mety mahatonga izany. Tsy mifidy taona sy sokajy…

Vaovao farany

Fanazavana ny Perikopa Jiona 2018.

Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo  “Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo”. Izany no maso ijerena ny perikopa mandritry ny efatra Alahady.…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SAFIF / Fanandrata-tena ?

NATAO HANANDRA-TENA VE NY MPIANDRY ? Tsorina fa fanontaniana hafahafa ihany izany, ary tena lohahevitra tsara fandinika sy ilaina valiny…

Fiainan'ny kristiana, Sampana, Sampana, Vaovao farany

SEFALA/ 10Taona maha-Tale Nasionaly

FANASANA  Ho fankalazana an’ Andriamanitra noho faha- 10 taona naha-Talen’ny SEFALA Nasionaly ny Mpitandrina RAKOTONIAINA mivady (2008-2018) dia fifaliana ho…

Asa, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 65
  • 66
  • 67
  • 68
  • 69
  • …
  • 96
Sokajy
  • Synodamparitany (1142)
    • Adiresy Samihafa (46)
    • Vaovao farany (959)
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.