Sekoly Protestanta FJKM

Miroso ho amin’ny tsaratsara kokoa !!! Isika protestanta dia miara-mahalala fa raha jerena ety ivelany ny sekolin-tsika dia tsy afaka…

Filazana

IANAO MPAMAKY HAJAINA ny Gazety MARTURIA VAVOLOMBELONA Noho ny maha Andro Fiakarana (Ascension)ny Alakamisy 30 Mey sy ny andro Pentekôsta…

RENY tratra antitra

100 taona i Neny Razay (1919 – 2019) Teraka tamin’ny 27 Aprily 1919, tao Iajaky Ambositra, i Rtoa RAZAIARISOA Edwige…