Mofo/ Nov. 2023
TSENAO amin’ny fiaviany ny TOMPO DATY TENY HOVAKIANA 1 Salamo 24.1-10 2 Lioka 21.10-18 3 Malakia 3.1-4 4 Joba 36.26-33…
TSENAO amin’ny fiaviany ny TOMPO DATY TENY HOVAKIANA 1 Salamo 24.1-10 2 Lioka 21.10-18 3 Malakia 3.1-4 4 Joba 36.26-33…
SP TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA (SP.31) Nankalaza ny faha-20 taona maha-Mpitandrina ny Prezidà Synodaliny Ny 5, 6, 7,8 Oktobra 2023…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka na hisy aza anio Ny haneso sy hanaraby Anao izay ninia hadio Amin’ny fomba…
Aoreno ao amin’ ny Tompo ny fianakaviana
Laharana SP sy PS ary ny fifandraisana SP 1-ANDRIAMANAMPISOA Hermane Gideona, Mpitandrina 034 64 473 46 SP 2-ABDINAGO Antra Fanantenana,…
Aoreno ao amin’ny Tompo ny Fianakaviana Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Ilay Taloha sy Ankehitriny…
Masontsivana takiana Mpandray Fanasan’ny Tompo FJKM va ianao ? Vonona hanolo-tena ho Misionera ? « Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, handeha izy…
FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 24 septambra 2023 SAMPANASA FIKAROHANASY FANDALINAM-PINOANA (FFP) ” Izany no voasoratra,fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin’ny matyamin’ny…
FJKM mankalaza an’ Andriamanitra noho ny faha –55 Taonany Ny Zoma teo no nanatanterahana ny fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny…