FJKM Amboditsiry Mifankatia (SP 19)
FANASANA Manasa antsika mpianakavin’ny finoana mba hiombona amin’ny Fanompoampivavahana Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 150 Taona ny Fitandremana Amboditsiry Mifankatia…
FANASANA Manasa antsika mpianakavin’ny finoana mba hiombona amin’ny Fanompoampivavahana Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 150 Taona ny Fitandremana Amboditsiry Mifankatia…
Komitim-Pirenena Miady amin’ny SIDA « Fa ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko? » Estera 8.6 HO AVY AMIN’NY HERINY…
FANASANA « Izaho Jehovah efa niantso anao fahamarinana sy nitantana ny tà nanao ankavanana , ary hiaro anao Aho ka hanome anao…
FITOKANANA NY TRANO FIANGONANA FJKM ANKIJANOMADIRO MAMPIKONY Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny fanorenana ny Trano Fiangonana…
HAFATRA SY FANOLORANA Ry havana malala, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa…
Notokanana ny tsangambaton’ny faha-150 taona Nakotrokotroka ny famaranana ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-150 taonan’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ,ny Sabotsy…
HAFATRY NY ZAIKABE SAMPATI 2019 Miara-misaotra an’Andriamanitra isika, ry havana fa tanteraka soa aman-tsara teto amin’ny Synodamparitany Afovoany Atsinanana Vaovao…
27 OKTOBRA 2019 FANDAHARANA IOMBONANA Hira Faneva faha 50 taona Sekoly F.J.K.M. Fiarahabana apostolika : Rom. 1 : 7 Fiderana : Sal. 108 :…
FANDAHARAM-POTOANA FIHAONAMBEN’NY FAHA-40 TAONA SY ZAIKABE MANAKARA, 24 – 27 OKTOBRA 2019 ORA TOERANA ZAVATRA ATAO Alarobia 23 Oktobra …
Tontosa tao amin’ny FJKM Mahalavolona, ny Sabotsy 21 Septambra 2019, ny fampiofanana notanterahin’ny Birao Synodamparitany Antananarivo Atsimo (SPAA11), izay tarihin’ny…