AumĂ´nerie FJKM / Varavarana misokatra
Fantaro ny asan’ny Fiangonana : Manatanteraka varavarana misokatra ny AUMONERIE NASIONALY eo anivon’ny FJKM mandritra izao herinandro izao : Talata 06…
Fantaro ny asan’ny Fiangonana : Manatanteraka varavarana misokatra ny AUMONERIE NASIONALY eo anivon’ny FJKM mandritra izao herinandro izao : Talata 06…
DATY. TESTAMENTA TALOHA. TESTAMENTA VAOVAO. TESTAMENTA VAOVAO.  Filazantsara. Epistily. Alahady 18/12 Mika 5.1-5 Lio 1.67-80 2 Tes 1.11-12 Alats…
Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM Ny Filoha sy ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM sy…
 Ny Oniversity FJKM RAVELOJAONA -ECOLE SUPERIEURE DES SCIENCES NATURELLES,AGRONOMIQUES ET ENVIRONNEMENTALES (ESSNAE) dia faly mampandre antsika mpianakavin’ny finoana fa…
SYNODAM-PARITANY ANTANANARIVO ATSIMO (SPAA 11) Nanatanteraka ny fivoriambeny faharoa ny SP 11 ny Sabotsy 12 Novambra 2016 lasa teo .…
 Betsaka no manontany raha tena 25 Desambra tokoa ny Krismasy izay nahaterahan’i Jesoa Tompo Mpamonjy. Raha ny Baiboly, dia…
Dingan’ny lalà na / EKSODOSY 21. 22-25, Dingan’ny fahasoavana / MATIO 5. 38-42 Rehefa dinihina ny lalà na izay nibaiko tao amin’ny…
    « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim. 1 :8a -Fampiratiana ny Asan’ny Aumônerie sy ireo sehatra asa ao aminy…
TOLOTR’ASA 1-Asa ho tanterahana. ” MPAMILY sady MAHAY MANAMBOATRA FIARAKODIA” (Chauffeur-Mécanicien) 2-Toy izao ny momba izany : -Lehilahy latsaky ny…
TOLOTR’ASA 1-Asa ho tanterahana. ” IRAKIRAKA” (COURSIER) 2-Toy izao ny momba izany : -Lehilahy latsaky ny 40 taona -Mpandray ny fanasan’ny…