Arsiva sy Tranombakoka / Fisaorana
NY ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FJKM dia misaotra an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny Alahadin’ny Arsiva izay nomarihina manokana tamin’ny fanompoam-pivavahana sy Rindran-kira…
NY ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FJKM dia misaotra an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny Alahadin’ny Arsiva izay nomarihina manokana tamin’ny fanompoam-pivavahana sy Rindran-kira…
SYNODAMPARITANY ATSINANAN’ ANKARATRA FAHAZAVANA (FAHA38) Nanatanteraka fambolen-kazo Nifamotoana teo amin’ny ivon-toeran’ny Synodamparitany Atsinanan’Ankaratra Fahazavana (38), ny Kristiana, ny Mpitandrina sy…
KOMITIN’NY JOBILY FAHA-50 TAONAN’NY FJKM Izao taon-jobily izao dia taom-panafahana Nampahatsiahy ny tantaran’ny FJKM ny Komitin’ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM…
Ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka dia manolotra anao Alahady 18 Febroary 2018 , 10 ora maraina : Fanompoampivavahana FJKM Tranovato…
17Fandaharana iombonana Alahady 18 Febroary 2018 Fidirana: Feon-javamaneno na Antoko Mpihira Fiarahabana Apostolika : I Kor. 1 :3 Amena Fiantsoana…
FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…
TATITRA SY VAOVAO Lasy tselatra voalohany no notanterahin’ny sampana DORKASY FJKM tao amin’ny FJKM Ankadifotsy ( SP Iarivo avaradrano 19…
Notanterahana tao amin’ny efitrano malalaky ny FOIBE FJKM , varavarana faha-201 ny fivoriana mahakasika « ny Tetikasa fampidirana ny olona manana fahasembanana…
IREO HAFATRA FOLO HO AMIN’NY TAONA 2018 1-Ivelomy ny taon-jobily Voasoratra ao amin’ny Lev.25.11 hoe: “Jobily ho anareo izany…
Famaranana ny faha 10 taonan’ny Aumônerie Foibe FJKM Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray…