Fanazavana Perikopa Jolay 2018
Sahia mitory ny fahamarinana            Mandray ny volana faha fito amin’ny taona sahady isika. Amin’izany, no ibanjinana ny lohahevitra hoe :…
Sahia mitory ny fahamarinana            Mandray ny volana faha fito amin’ny taona sahady isika. Amin’izany, no ibanjinana ny lohahevitra hoe :…
Ny Fitsipika anatiny Ny Fotodalana dia toy ny lalampanorenan’ny Fiangonana. Ao no miraikitra ny foto-kevi-dehibe rehetra itondrana ny fiangonana. Tsy…
Ny Fahasoavana     Ny teny hoe Fahasoavana dia voalaza matetika amin’ny fotoana maro samihafa. Vita hasoavana ny zazakely dia arahabaina…
SAMPATI FOIBE FJKM Any Mahajanga no hanokafana ny Jobily faha-25 taona « Aoka hirehitra ny Jironareo » Lio.12, 35 « Hianareo no fahazavan’izao…
Sampana FIFohazana FOIBE FJKM Nanatanteraka vavaka fifadian-kanina Tontosa ny Sabotsy 30 Jona 2018 teo ny vavaka fifadian-kanina niarahana tamin’ny Sampana…
FANASANA Hiditra amin’ny fotoana hisotroany ronono ny Mpitandrina RAZAKAMANANA Mercia  rehefa nahavita ny asa fanompoana ny Tompo amin’ny maha-mpitandrina azy nandritry…
Ramatoa RABEMILA Yvette Mankalaza ny jobily volamena faha-50 taona maha-Mpitandrina « Hisaotra an’i Jehovah lalandava aho ; ho eo am-bavako mandrakariva…
FIANTSOANA Antsoina ny Fianakaviana sy ny Taranaka zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA (SP 11) , na ny akaiky na ny lavitra…
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL) NAHAZO TONIA VAOVAO. Napetraka tamin’ny fombam-piangonana tao amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny Alahady 22 aprily 2018…
FISAORANA Ny foibe Fitondrantsekoly FJKM dia maneho fisaorana antsika antoko mpihira, Groupe, izay nandray anjara tamin’ny « Antsam-panahy » nanohanana ny Sekolintsika…