Synodamparitany
Alahadin’ny FIFA 2023
DEPARTEMANTAN’NY MPIASA SY VOLA ARYFANANANA SY FAMPAMOKARANA SAMPANDRAHARAHA FITANTANANA FANANANA(FIFA) Alahady hitrotroana amam-bavaka ny FITANTANANA FANANANA FOIBE FJKMAlahady 12 Novambra…
Mofo/ Nov. 2023
TSENAO amin’ny fiaviany ny TOMPO DATY TENY HOVAKIANA 1 Salamo 24.1-10 2 Lioka 21.10-18 3 Malakia 3.1-4 4 Joba 36.26-33…
SP 31/ 20T maha-Mpitandrina
SP TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA (SP.31) Nankalaza ny faha-20 taona maha-Mpitandrina ny Prezidà Synodaliny Ny 5, 6, 7,8 Oktobra 2023…
Hafatry ny Filoha / Okt 2023
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka na hisy aza anio Ny haneso sy hanaraby Anao izay ninia hadio Amin’ny fomba…
lohahevitra okt 2023
Aoreno ao amin’ ny Tompo ny fianakaviana
Ireo Prezida Synodaly 2023
Laharana SP sy PS ary ny fifandraisana SP 1-ANDRIAMANAMPISOA Hermane Gideona, Mpitandrina 034 64 473 46 SP 2-ABDINAGO Antra Fanantenana,…
Perikopa Alah1sy Alah 2 / Okt 2023
Aoreno ao amin’ny Tompo ny Fianakaviana Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Ilay Taloha sy Ankehitriny…
Antso ho Misionera FJKM
Masontsivana takiana Mpandray Fanasan’ny Tompo FJKM va ianao ? Vonona hanolo-tena ho Misionera ? « Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, handeha izy…