• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Synodamparitany

  • Synodamparitany

Alahadin’ny Sekoly Alahady 2019.

Fandaharana iombonana (Litorjia 3) (Mitsangana ) 1-Hira faneva faha-200 Sekoly FJKM 2-Fiarahabana apostolika 3-Fiderana an’ Andriamanitra Salamo 8- Hira 785-Vavaka…

Sampana, Vaovao farany

FJKM/ Fambolenkazo 2019.

Toy ny fanaontsika isan-taona dia hanatanteraka ny fambolenkazo isika amin’ity taona 2019 ity . Toy izao ny dinidinika: Daty :…

Vaovao farany

SFL/ Ireo tomponandraikitra

SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA FJKM Immeuble IFANOMEZANTSOA I  Analakely Rihana faha -5 v.502 B.P.623 –Antananarivo101 BFV N 0005 210 002 687 51 89…

Sampana, Vaovao farany

FJKM Antseranana Fahazavana (SP 18)

Tantaran’ny Fiangonana             Ao anatin’ny SP Faritany Voalohany Antseranana ( ny Prezida Synodaly dia Pasteur RABEVITA Saina) no misy ny…

Synodamparitany, Tahiry, Vaovao farany

FJKM Amboditsiry Mifankatia (SP 19)

FANASANA Manasa antsika mpianakavin’ny finoana mba hiombona amin’ny Fanompoampivavahana Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 150 Taona ny Fitandremana Amboditsiry Mifankatia…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Alahadin’ny KPMS 2019.

Komitim-Pirenena Miady amin’ny SIDA « Fa ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko? » Estera 8.6 HO AVY AMIN’NY HERINY…

Asa, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

FJKM Ambohipanja Fitiavana (SP 19).

FANASANA « Izaho Jehovah efa niantso anao fahamarinana sy nitantana ny tànanao ankavanana , ary hiaro anao Aho ka hanome anao…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

FJKM Ankijamandroso

FITOKANANA NY TRANO FIANGONANA FJKM ANKIJANOMADIRO MAMPIKONY                 Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny fanorenana ny Trano Fiangonana…

Synodamparitany, Vaovao farany

Alahadin’ny SAMPATI 2019.

HAFATRA SY FANOLORANA Ry havana malala, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

FJKM Andrainarivo Fahasoavana

Notokanana ny tsangambaton’ny faha-150 taona  Nakotrokotroka ny famaranana ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-150 taonan’ny  FJKM Andrainarivo Fahasoavana ,ny Sabotsy…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 47
  • 48
  • 49
  • 50
  • 51
  • …
  • 101
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.