Hira faneva/185T Maritiora
185 taona namonoana ireo Maritiora
185 taona namonoana ireo Maritiora
SAMPANA MPANAZAVA SY TILY CANEVAS – FANISANA MPIKAMBANA «Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12,35 ———- Indro atolotra antsika ny Canevas FANISANA…
Miorena tsara aza miova » Ikor.15, 58« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12, 35 « Mitsangàna mihazavà fa ianareo rehetra dia zanaky ny mazava »…
”MITSANGÄNA AMIN’NY MATY!” (Efes.4,14) Ry havana malala, « Finaritra! Fiadanana ho anareo!” , hoy i JESOA KRISTY tamin’ireo mpianany, raha nitsangana…
NY HERIN’NY FITSANGANAN’NY TOMPO DATY TENY HOVAKINA 01 Eksodosy 33.12-18 02 Zefania 3.14-20 03 Salamo 41.4-13 04 2 Petera 2.11-16…
FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA-55 TAONA NY FJKM Raha sitrapon’Andriamanitra dia feno 55 taona amin’ny taona 2023 ny FJKM. Araka…
Fitokanana sy fanavaozana ny trano fonenan’ny Mpiasa FOIBE Iray amin’ireo asa tontosain’ny Komity maharitra mikasika ny fampandrosoana eo anivon’nyFJKM no…
Fanatanjahan-Tena sy Fampaherezam-Panahy Tena hihazakazaka isika ! Tena hihazakazaka isika fa tsy hitsangatsangana na hitazatazana fotsiny! Havitrika tsara isika amin’ny…
NY HERIN’NY FITSANGANANA AMIN’NY MATY Alatsinainy 03 Aprily 2023 Ezekiela 23.36-42 Lioka 19.45-48 Hebreo 3.1-6 Talata 04 Aprily 2023 Salamo…
ALAHADIN’NY MPITANDRINA Hotanterahana ny Alahady 26 Martsa 2023 ho avy izao ny Alahadin’ny Mpitandrina eto amin’ny FJKM ANKADIMBAHOAKA (SP AA…