Alahadin’ny SAF/ FJKM 2019.
ALAHADY HITONDRANA AM-BAVAKA NY SAF/FJKM 17 Martsa 2019 FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 17 Martsa 2019 MANAMASINA FIAINANA HO AN’NY TOMPO Feon-javamaneno…
ALAHADY HITONDRANA AM-BAVAKA NY SAF/FJKM 17 Martsa 2019 FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 17 Martsa 2019 MANAMASINA FIAINANA HO AN’NY TOMPO Feon-javamaneno…
AFF tany Mahanoro 2018. Asa maika ny fitoriana an´i Jesoa Kristy amin´ny olona rehetra. Mpizaika 1700 manerana an´i Madagasikara, notronin´ny…
FIANTSOANA Araka ny fantatsika dia hotanterahina eo amin’ny kianjaben’Imahamasina ny Fanompoampivavahana Famaranana ny Jobily faha-50 T FJKM sy ny faha-200T…
Fanolorana ny KOMITY FAHA 40 TAONA SFL Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia feno 40 taona ny Sampana Fivondronana Laika ny taona 2019 ho avy…
Ny Filoha sy ny Birao Mpiandraikitra Foibe Ny Filoha sy ny Birao – ny Tonia STK Foibe Ny Komity…
ALAHADIN’NY S.FFP Alahady 23 Septambra 2018. Sahia manohitra ny kolikoly Fandaharana iombonana Feonjavamaneno Hira Faneva 50 Taonan’ny FJKM Fiarahabana Apostolika…
FIANGONAN’ I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SAMPANASA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanana Filazantsara ho an’ny isam-batan’olona …
FAHA 40 TAONAN’NY SFL (1979 – 2019) ANTSO FIFANINANANA HIRA FANEVA Ry Havana, ho aminareo anie ny fiadanan’I Jesoa Kristy…
Fanompoampivavahana Ny Biraon’ny SFL sy ny Tonia dia faly manasa antsika rehetra hiara-hiombom-bavaka, hidera sy hankalaza an’Andriamanitra noho ny Alahadin’ny…
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL) NAHAZO TONIA VAOVAO. Napetraka tamin’ny fombam-piangonana tao amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny Alahady 22 aprily 2018…