Ny mpanompon’Andriamanitra mahatoky

Sal 98.4-9 / Hira 24:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 24: 2

Ny mpanompon'Andriamanitra mahatoky Mihasinkasina tsara eto amin'ity anjara mofonainantsika anio ity fa ny mpanompon' Andriamanitra tsy misy fitaka dia: 1.…

Lehibe ny fitiavan’Andriamanitra

Sal 106:1-5 / Hira 164:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 164:2

Lehibe ny fitiavan'Andriaanitra Azontsika takarina avy amin'izao anjara mofonainantsika izao fa tena mamonjy i Jesoa, ary hamonjeny antsika ny: 1.…

Mampianatra antsika ny Soratra Masina

Sal 136.1-4 / Hira 317: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 317:2

Mampianatra antsika ny Soratra Masina Mampianatra antsika zavatra telo loha ity tantaran'ny  nampahiratan'i Jesoa lehilahy teraka jamba ity: 1. Aza…

Ireo zava-dehibe iainana ahafahana mijoro ho vavolombelona

Sal 138.1-5 / Hira 210:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 210: 5

Ireo zava-dehibe iainana ahafahana mijoro ho vavolombelona Epistily pastoraly no iantsoana ireo voasoratra ho an'i Timoty sy Titosy, satria natao…

Izay tokony ataon’ny mpino

Sal 66.1-4 / Hira 543:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 44: 4

Izay tokony ataon'ny mpino Anankiray amin'ireo horonam-boky dimy famakin'ny Jiosy amin'ny fetim-piangonana Lehibe ny bokin'ny Mpitoriteny (Tononkira, Rota, Fitomaniana, Estera).…

Mitari-dalana ny Soratra Masina

Sal 100 / Hira 44: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 44: 4

Mitari-dalana ny Soratra Masina Ny mofonainantsika anio dia manampy antsika hahatakatra fa ny fitoriana ny filazantsara dia: 1. Tsy ilana…

Miteny sy manafatra mandrakariva ny Soratra Masina

Sal 24.7-10 / HF6:1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 6:2

Miteny sy manafatra mandrakariva ny Soratra Masina Hafatra telo mazava no omen'ny Tompo antsika anio 1. Aza manamafy fo (and…

Ny Toetra takiana amintsika Kristiana

Sal 107.1-3 / Hira 207:1 /  Mofonaina / Vavaka / Hira 171: 3

Anankiray amin'ny antsoina hoe: Epistilin'ny fifatorana ity Kolosiana ity, satria tany am-ponja tany Roma i Paoly no nanoratra azy. 1…