Tsy hireharehana ny fiantsoan’Andriamanitra
Sal 105.1-6 / Hira 17. 1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338
Tsy hireharehana ny fiantsoan'Andriamanitra 1-Hevero ny fiantsoana anareo Andriamanitra dia miantso mandrakariva, ary miantefa amin izay nofidiany izany. Tahaka izany…