FJKM Tranovato Faravohitra

SP ANTANANARIVO ATSINANANA

« Ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen 12.2b

Ny Mpitandrina mivady , ny Biraom-piangonana, ny  Komity ary ny kristiana rehetra dia faly manasa antsika hiombom-bavaka noho ny famaranana ny Fotoam-pankalazana   an’ Andriamanitra noho ny taon-jobily faha- 150 Taonan’ny Fiangonana Tranovato  Faravohitra .

Alahady 03 Febroary 2019, amin’ny 9 ora sy sasany .

Izany dia hiarahana amin’ny Foibe FJKM , ka Andriamatoa  RAKOTONDRAINY Jaona , Mpitandrina , Tonian’ny Departemantan’ny Fiangonana  no hitory ny Tenin’ Andriamanitra .

Hery sy fifaliana lehibe ho anay ny fanotronanareo izany . Ho Voninahitr’ Andriamanitra irery ihany .

Perikopa

Aprily: Hazony ny famonjen'ny Tompo

| | 28. Ala I man Paska-Asa TOPAZA
Sal 82.1-8 / Jao 21.1-14 / Rom 6.1-7

FJKM Fahazavana

Toriteny Mpitandrina Zarazaka Jean Louis

ZARAZAKA Jean Louis, Mpitandrina ,
Mahamasina / 20 01 2019