Alahadin’ny FIFA
FANDAHARANA IOMBONANA
ALAHADY 8 NOVAMBRA 2020
Lohahevitra: âMiandrandra famonjena ny minoâ
â Fiarahabana Apostolika.
- Sal 18 : 2-3.
- Hira :167.
â Vavaka fiderana.
â SitraponâAndriamanitra : Isa 45.22 âSambatra ny mahitsy lalana âŠ. â Sal 32.(1-2)
- Hira : 512: 1
â Fifonana
â Hira 409.
â Teny famelan-keloka : Isa 1 : 18 – 19
âSambatra ny olona izay voavela ny helony â Sal 119:(1-2).
- Hira : FF 34.
â Fanekem-pinoana laharana faha.2
â Raharaham-piangonana sy famakina ny hafatra FIFA Foibe.
â Rakitra : Antoko Mpihira na Sampana na Vaomieranâny Fananana na Hira 306
â Fanolorana ny rakitra â Hira : 275 :1.
â Fankalazana ny teninâAndriamanitra :
- Hira 212 :1
- Vavaka
- 5mn ny Sekoly Alahady
- Hira FF.6 : 1
â Vakiteny : Sal 130 : 1-8 ; Lio 12 : 35-40 ; Tit 2 : 11-15
â Hira FF.6 : 2
â Toriteny :
â Vavaka fangatahana + Rainay izay any an-danitra âŠ..
â Asa Vavolombelona
- Hira FF 29 : 1
â Tsodrano : Fil 4 : 6-7.
- Hira FF 29 : 2
Aminâny Anaranâny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
…………………………………………………………………………………………………………………………….
HAFATRA AVY AMINâNY KOMITY FIFA FOIBE FJKM.
Ho anâny Mpitandrina sy ny Fiangonana,
Ry Hava-malala ao amin’ny Tompo,
Hampitombona mandrakariva aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.
Misaotra anâAndriamanitra lehibe isika fa nahatratra izao Alahadin ny Fifa 2020 izao indray na dia teo aza ny olana nateraky ny Covid 19 sy ny fiantraikan’ izany teo aminâny fiainan’ ny Fiangonana sy ny Firenena ary ny iraisam-pirenena mihintsy aza.
Ny Teninâ Andriamanitra anefa dia mampahery antsika, fa  » Voageja manodidina izahay kanefa tsy tery » II Kor 4.8 a.
Koa dia manentana antsika hatrany mba hanefa ireo adidy tandrify antsika na eo aminâny sehatry ny Fiangonana na Synodamparitany na ny Foibe FJKM mba hanohana aminâny vavaka sy ny fomba hita maso. Ankasitrahana ireo efa nanohana ny Fifa Foibe, ary isaorana koa ireo mbola hanao.
Dia tohizo hatrany koa ny fanoratana ny trano Fiangonana sy ny akany ary ny trano vadimpiangonana, snsâŠ, ho aminâny anaranâny FJKM.
Mametraka ny veloma mandrapihaona ary samy ho tahinâi Jesoa Kristy hatrany.
âNoho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, ka fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao.â (Joda 21).
Aminâny anaranâny Komity FIFA
 Ny Filoha  Â
 RAKOTOARISOA FelixÂ
Ny Tale
RAKOTONDRABE ANDRIANAHARIJAONA Ndrianja, Mpitandrina
andrianaharijaona@gmail.com 033 37 991 38
……………………………………………………………………………………………………………………………….
FAMPIASANA GOOGLE MAPS SY SMARTPHONE
HAHITANA FANGITRA (Coordonnées) NY FIANGONANA
HALEFA ATY AMINâNY FOIBE FJKM.
TANJONA : FANGITRA WGS84 NO HALAINA (Latitude et longitude)
- RAHA ORDINATEUR NO AMPIASAINA
SIG QGIS Fampiasana Google maps
Ohatra, FJKM Ambohitsitononina, aiza no misy azy?
Ao aminâny ordinateur, soraty : Google maps Antananarivo,
Kitiho (clic) ilay sarintany hita eo,
Soraty Ambohitsitononina tahaka izao
Kitiho ny «loupe » na Return.
Akisaho ny sarintany mba ho eo ampovoany ny faritra misy ilay Fiangonana.
kitiho (clic) ny sary satelita (eo aminâny Avadiho ho sary satelita ilay sarintany coin infĂ©rieur gauche).
Halebeazo ny sary satelita misy ny Fiangonana (zoom +), dia hakisaho raha ilaina.
Ataovy izany aminâny teboka (points jaunes) hafa rehetra eny aminâny sisinâny faritry ny Fiangonana FJKM Ambohitsitononina.
- RAHA SMARTPHONE NO AMPIASAINA
FOMBA FAMPIDIRANA APPLICATION
Midira ao aminâny Play Store
Télécharger-o ny Mobile Topographer
Midira ao aminâny Mobile Topographer
Mankanesa aminâilay toerana misy ny teboka (point) tiana halaina ny fangitra (coordonnĂ©es) tsindrina ny sarina saina
miandry kely, mipoitra ny fangitra.
FANAMARIHANA NY HANDRASANAY AMINAREO :
- HALAIVO NY FANGITRY NY FIANGONANA, AKANY, TRANOVADIMPIANGONANA, SEKOLY, TANIMBOLY, SNS (IVONY SY MANODIDINA) SY NY SARINY.
- LAZAO NA VITA TITRE @ FJKM NA TSIA ILAY TANY, NY NUMERO TITRE, ANARANâNY TANY ARY NY HABENY RAHA MISY.
- SCANNER-NA NY PLAN RAHA MISY
- HALEFASO SMS NA MAILKA ATY AMINAY (FIFA) NY FANGITRA (COORDONNEES) SY IREO VOALAZA AO AMBONY IREO.
Telefonina: 033 14 785 55 na 034 98 198 87
Mailaka : andrianaharijaona@gmail.com na georgialalaniaina@gmail.com
……………………………………………………………………………………………………………………………….
TORITENY
ALAHADY FIFA 8 NOVAMBRA 2020
Tit 2.11-15
âMiandrandra famonjena ny mino â
FAMPIDIRANA
I Titosy dia Mpitandrina nitondra Fiangonana tao Kreta, ary izany nosy izany dia nifamohivoizanâny volontsaina maro karazana, tao ny fanompoantsapy izay niainanâireo Jentilisa maro ka niteraka finoanoam-poana isankarazany.Teo koa ny fivavahana taminâireo andriamanitra maro sy Filozofia Grika izay heverina ho fahendrena sy hahazoana famonjena.
Ny Soratra Masina kosa anefa eo dia misarika ny saintsika fa raha te hiandrandra famonjena ny mino dia :
- Mila manda ny fampianaran-diso. (Tit 2.11-12)
Rehefa manana ny FanahimasinâAndriamanitra ny olona iray dia afaka manavaka ny mety sy ny tsy mety, ny Fanahy avy aminâAndriamanitra na tsia. Ka izay toe-panahy tsy avy aminâAndriamanitra dia lavina, izay avy @ filanâizao tontolo izao dia apetraka (And 12).
Ary Jesoa rahateo dia tonga nanala sy nandrodana ireo fampianarandiso maro samy hafa izay nangeja teto amin izao tontolo izao ka nampianatra antsika fa « raha fantatry ny olona ny ora hiavianâny mpangalatra dia ho niambina izy » Lio 12.39. Izany hoe raha fantany fa hampidi-doza io zavatra ataony io dia tsy nataony.
Ry Havana, Alahadin’ ny Fitantanana ny Fananana anio manerana ny sahanâny FJKM. Fahadisoana lehibe ny filazana hoe: ny fangalarana ny fananana ny FJKM dia tsy mampigadra. Tsia, diso izany fa fampianaran-diso, fa ahitan-doza ny fandrobana ny fanananâi Jehovah fa ny olona miandrandra famonjena tsy hoe miady aminâny fampianaran-diso ihany fa koa
2-Mandray ny fampianarana marina. (Tit 2.13-15)
Fanantenana mahafinaritra sy famonjena antsika omenâi Kristy maimampoana ny famonjena, ary famonjena mahafinaritra izany andrandraintsika izany satria fiainana mandrakizay. Ary io antenaina sy inoantsika rahateo io no nandrandrainâi Davida.Tena tsy misy ao aminâny Sal 130.1-8Â âAry ny teniny no antenaikoâ
Ry Havana, ny tena fampianarana marina sy mitondra famonjena dia efa zaraina amintsika isan- kalahady ao am-piangonana.
Koa raiso sy ankatoavina izany dia ho voavonjy ianao.
FAMARANANA
Koa andeha ary isika hihoby mandrakariva ny Tompo, ary hihevitra mandrakariva ny fitsarana hataony satria hiverina aminâny heriny Izy Tompo, ka tsy famonjena sy fibebahana intsony no andrasana aminâizay fa efa ny valinâasanâny tsirairay.
RAKOTONDRABE ANDRIANAHARIJAONA Ndrianja, Mpitandrina.
Tale Fitantanana ny Fananana, Foibe FJKM
……………………………………………………………………………………………………………………………….
RAKITRA SY FANOMEZANA 2019
SP 05 AMBATONDRAZAKA VAOVAO
| Vohidiala Finoana | 10 000 |
SP 06 AMORONâI MANIA AMBOSITRA
| Ambohibary Iary | 4 100 |
| Ambatomenaloha | 34 800 |
| Ankazofotsy | 11 000 |
| Ambovombe | 4 000 |
| Imerina | 16 500 |
| Ambalamanana Iary | 3 700 |
| Marosoa | 19 000 |
SP 10 ANTANANARIVO ANDREFANA
| Ambohimena Fahasoavana | 41 800 |
| Ambohijafy Fanantenana | 40 000 |
| Ambalavao Isotry | 60 000 |
| Ambohijatovo Fitiavana | 50 000 |
| Ambohipeno Fahazavana | 15 000 |
| Fiakarana Jerosalema Vaovao | 21 500 |
| Ambodihady Vaovao | 30 000 |
| Ziona Fahazavana Anosibe | 100 000 |
| Kristy Fanantenana Antohomadinika | 240 200 |
| Isotry Fitiavana | 730 300 |
| Anosizato Hebrona | 194 900 |
SP 11 ANTANANARIVO ATSIMO
| Ambodizozoro | 14 000 |
SP 12 ANTANANARIVO ATSINANANA
| Anonimasina Ziona | 55 600 |
| Manohisoa Fitiavana | 20 000 |
| Tranovato Faravohitra | 866 100 |
| Ambohimiandra | 100 600 |
SP 13 ARIVONIMAMO
| Ambohinierana Fanantenana | 70 700 |
SP 15 ATSIMONâIARIVO MIRAY
| Antanetibe Maromby | 2 900 |
| Ampangabe Famonjena | 38 100 |
| Soamanina Fanavaozana | 4 700 |
| Tsarazaza Finoana | 9 100 |
| Andranovelona Fitiavana | 3 900 |
SP 19 IARIVO AVARADRANO
| Tranovato Ambatonakanga | 100 000 |
| Ambohipanja | 103 200 |
| Amboditsiry | 50 000 |
SP 27 MIARINARIVO FAHAZAVANA
| Ankoatrabe | 4 200 |
SP 31 TOAMASINA VAVAHADINâNY FILAZANTSARA
| Zoara Famonjena Ankirihiry | 70 000 |
SP 38 ATSINANANâANKARATRA FAHAZAVANA
| Ambatolampy Antampotanana | 343 600 |
| Bezezika Finoana | 11 300 |