Alahadin’ny Sekoly FJKM 2018.
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY FJKM « Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara » Jao.15/27a FANDAHARANA FANOMPOAM-PIVAVAHANA…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY FJKM « Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara » Jao.15/27a FANDAHARANA FANOMPOAM-PIVAVAHANA…
NATAO HANANDRA-TENA VE NY MPIANDRY ? Tsorina fa fanontaniana hafahafa ihany izany, ary tena lohahevitra tsara fandinika sy ilaina valiny…
Fahaiza-mitantana NY TEKNOLOJIA AMPIHARINA AMIN’NY BAIBOLY Mandroso tokoa ny teknika sy ny teknolojia ankehitriny. Ny teknika dia fomba hanaovana zavatra…
ALAHADIN’NY TOPAZA FJKM 22 Aprily 2018 HAFATRA Ry havana , Ho amintsika mandrakariva hatrany anie ny fiadanan’ny Tompo . Am-pifaliana…
Fanofanana andiany faharoa tao Maorisy Araka ny voalaza tamin’ny lahatsoratra voalohany momba ity fiofanana ity dia mandritra ny telo (3)…
SEKRETARIA JENERALY ASA FIFANDRAISANA SY FAMPAHALALAMBAOVAO « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a FANASANA Ny Foibe FJKM,…
Tontosa ny fihaonan’ny zanaky ny FJKM manana andraikitra eto amin’ny firenena “ Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika … Ny…
Salanitra ry tanora ! MBA MANDRAISA ANJARA ! Manan-draharaha lehibe izay tsy maintsy hefaina ny mpino Kristiana raha mbola miaina eto…
Nahavita namangy Kaominina 119 sahady Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2017 no niantafika tamin’ireo Kaominina maro manerana ny Nosy ny misionera…
Mibebaha eo anatrehan’ny Tompo 01 Mat 4.12-17 02 Eze 14.6-11 03 Dan 9 .15-19 04 Eze18.27-32 05 2 Pet 3.8-10 06…