EZAKA TOLO-TANANA
Isaorana ny TOMPO fa tontosa soa aman-tsara ny EZAKA TOLO-TANANA izay nataontsika ho fanohanana ireo traboina vokatry ny rivo-doza Gezani…
Isaorana ny TOMPO fa tontosa soa aman-tsara ny EZAKA TOLO-TANANA izay nataontsika ho fanohanana ireo traboina vokatry ny rivo-doza Gezani…
Ny Sampana Dorkasy FJKM Foibe, ho fanamarihana ny Andron’ny Vehivavy 2026, dia mikarakara hetsika lehibe. Hisy fampianarana iarahana amin-dRamatoa ANDRIAMAMPIANINA…
Antananarivo, 13 Febroary 2026 Ho an’ny Fiangonana manerana ny sahan’ny FJKM (Synodamparitany/Fitandremana) SJ 20/13.02.26/RKJ-AIN Antony: Hetsika manokana fangatahana fanampiana ho…
FOTOANA IHAONANA AMIN’ANDRIAMANITRA ISAN’ANDRO Nanana toetra nitovizany ny olon’Andriamanitra nalaza tamin’ny fotoan’andron’ny Baiboly: olom-bavaka izy ireo. Nanao fotoana raikitra nihaonana…
FIHAONAN’NY BMF tamin’ireo ZANAKY NY FIANGONANA Manana andraikitra eto amin’ny firenena Zava-dehibe amin’ny FJKM ny fihaonana amin’ireo zanany manana andraikitra…
Fanatanjahan-Tena sy Fampaherezam-Panahy Tena hihazakazaka isika ! Tena hihazakazaka isika fa tsy hitsangatsangana na hitazatazana fotsiny! Havitrika tsara isika amin’ny…
FANASANA
FANASANA
LALAO ARA-PIRAHALAHIANA FANOKAFANA
Toky RAKOTOARISOA, Teknisiana, Mpanentana RADIO FAHAZAVANA Hanamarika ny faha-25 taona niasany RAKOTOARISOA Mahatokihaja no tena anarany feno, fa Toky RAKOTOARISOA…