Ny mpianatr’i Jesoa Kristy:
2 Petera 1.16-21
2 Petera 1.16-21
Ny mpianatr'i Jesoa Kristy: 1- Manambara ny voninahiny "Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin'Andriamanitra Ray Izy" (and. 17). Nilaza ny amin'ny…
2 Petera 1.16-21
2 Petera 1.16-21
Ny mpianatr'i Jesoa Kristy: 1- Manambara ny voninahiny "Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin'Andriamanitra Ray Izy" (and. 17). Nilaza ny amin'ny…
Deoteronomia 4. 32-40
Deoteronomia 4. 32-40
Ny olona mandre ny feon'Andriamanitra: 1- Tian'Andriamanitra… "Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany mandimby azy…." (and.…
LIOKA 9.28-36
LIOKA 9.28-36
Ny olona mahita ny Voninahitr'Andriamanitra 1-Te-hiara-monina amin'i Jesoa Kristy «Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay…
Ny olona midera an’Andriamanitra
SALAMO 138.1-8
Fanontaniana:Inona no sakana tsy anomezanao voninahitra ny Tompo?Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Romana 8.18-25
Romana 8.18-25
Kristiana miandrandra ny voninahitr'Andriamanitra 1- Maharitra fahoriana (and. 18- 23)Manoro làlana antsika ny Soratra Masina anio mba hahatonga antsika hiara-manam-boninahitra…
Eksodosy 24. 12-18
Eksodosy 24. 12-18
Maneho ny voninahiny amintsika Andriamanitra. 1- Rehefa manaraka ny toromarika omeny isika Izay aseho antsika anio dia ny fiomanan'i Mosesy…
Jaona 11. 32-46
Jaona 11. 32-46
Jesoa, maneho ny voninahitr'Andriamanitra Anisan'izay mangidy indrindra amintsika olombelona ny fahabangana noho ny fahafatesan'ny olona akaiky ny tena. Ho fifampaherezana…
Apokalypsy 15.1-8
Apokalypsy 15.1-8
Ny fitsaran'Andriamanitra Asehon'ny mpanoratra amintsika fa amin'ny andro farany dia tsy maintsy hiatrika fitsaran'Andriamanitra ny olona rehetra, ka samy hanana…
Isaia 40.1-8
Isaia 40.1-8
Manavotra ny olony Andriamanitra. Misy antony avokoa izay zavatra rehetra avelan'Andriamanitra hiseho eo amin'ny fiainan'ny vahoakany. Matetika dia mikendry fampiverenana…
Matio 19.27-29
Matio 19.27-29
"Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao;koa inona ary no ho azonay?" (and2) "Lazaiko aminareo marina tokoa…