Aza manavakavaka

Jakoba 2. 8-13

Jakoba 2. 8-13

1. Aza manavakavaka (and 9) "Fa raha mizaha tavan'olona kosa ianareo dia manota ka helohin'ny lalàna". Tsy mifanaraka amin'ny anarana…

1. Ny manao kely tsy mba mamindro (and 10)

Matio 18. 10-14

Matio 18. 10-14

1. Ny manao kely tsy mba mamindro (and 10) "Mitandrema fandrao manao tsinontsinona na dia iray aza amin'ireny madinika ireny…

Ilay Andriamanitra manome ny didiny ho an’ny olony

Ezekiela 11. 17-21

Ezekiela 11. 17-21

Ilay Andriamanitra manome ny didiny ho an'ny olony 1- Andriamanitra manafaka Tsy mahafoy ny olony Andriamanitra. Babo any babylona ny…

Meteza iaina araka ny filazantsara

1Tesaloniana 4. 1-8

1Tesaloniana 4. 1-8 Meteza iaina araka ny filazantsara 1- Mihavao mandrakariva Amporisihin'i Paoly Apostoly ny kristiana tao Tesalonika mba handeha…

Ny asa fiantrana

Matio 6. 1-4

Matio 6. 1-4

Ny asa fiantrana Jesoa Kristy mampianatra, manome toro-marika mahakasika ny asa fiantrana ataon'ny mpanaradia Azy mba ho toe-panahy maha Kristiana…

Ny didim-pitiavana

1 Jaona 3. 18-24

1 Jaona 3. 18-24

Ny didim-pitiavana 1- Toe-panahy mampiavaka ny Kristiana Tarihina hifankatia mandrakariva ny mpino. Ny olona afaka mitia ny namana dia ny…

Tsy azo foanana ny didin’Andriamanitra

Matio 5. 17-20

Matio 5. 17-20

Tsy azo foanana ny didin'Andriamanitra 1- Manana fahefana ny Tenin'Andriamanitra Mampianatra i Jesoa Kristy fa ny fahatongavany teto an-tany dia…

Ny didin’Andriamanitra

Deoteronomia 6. 1-9

Deoteronomia 6. 1-9

Ny didin'Andriamanitra 1-Ampianarina Nomena ny didy sy ny lalana ny zanak' Israely, tsy ho azy ireo amin'io fotoana nitenenana io…

Ny mpianatra mitandrina ny didin’i Jesoa Kristy

Jaona 15 : 9-16

Jaona 15 : 9-16

Ny mpianatra mitandrina ny didin'i Jesoa Kristy 1- Tena sakaizan'i Jesoa tokoa Mitarika ny mpianatra hiaina amin'ny didim-pitiavana eto i…