Manokatra lalana ho antsika ny Tompo
(Apo 15.3b-4 / Hira 488 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5)
Jaona 14. 1-7
Manokatra lalana ho antsika ny Tompo 1- Manamboatra fitoerana ho antsika "Handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho" (and2). Nampionona ny…