Ho avy tampoka ny Tompo
Sal 133,1-4 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305
Sal 133,1-4 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 Lioka 12. 41-48 Resaka nataon’i Jesoa…
Sal 133,1-4 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305
Sal 133,1-4 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 Lioka 12. 41-48 Resaka nataon’i Jesoa…
Sal 23 / Hira 16:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.37
Romana 8, 18-25 Paoly mampahery ireo mpino manoloana izay mety ho fahoriana mianjady aminy, maneho fampitahana sady mamboly fanantenana…
Sal 93 / Hira 201 :1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543 1,3
Isaia 40, 27-31 Isiraely babo, manantena ny famonjen’ Andriamanitra no ampaherezina eto amin’izao Soratra Masina izao. Izay miandry ny…
Sal 100 /Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307 :1.2,5
1 Korintiana 1, 4-9 Paoly Apostoly maneho fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahitany ny Fiangonana tao Korinto. Hita eto fa manana…
Sal 98,1-3 / Hira 21:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 701
Matio 16. 24-28 Ho avy amim-boninahitra ny Tompo Jesoa hamaly araka ny asan’ny tsirairay amin’ny maha Mpanjaka Azy (and.27) 1.…
Sal. 62, 1 – 8 / Hira 18, 1, 2, 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 64, 3
Salamo 25, 1 – 7 Izao mofonaina izao dia vavaka fangatahana ary ahatakarana fa izay miandry ny Tompo dia :…
Sal 92,1-3 / Hira 4:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487 :1,2
Hosea 12. 4-7 Izao Soratra Masina izao dia tohin’ny fananarana ataon’ Andriamanitra ho an’ny vahoaka Isiraely izay miala Aminy ka…
Sal 33,1-3 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 242:1.2.5
MAHANDRASA, HO AVY NY TOMPO. Jaona 14, 1-7 Nalahelo ny mpianatra rehefa nandre fa handeha Jesoa. Izany no nampaherezany azy…
Sal. 107. 1-3 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310
Jaona 11. 47-53 Ny fitoriana ny Filazantsara 1- Natao ho an’ny olona rehetra « …Fa satria mpisoronabe tamin’izany taona izany…
Sal. 34. 1-3/Hira. 1, 2/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ HF 24
ITesaloniana 2. 13-20 Ny mpitory filazantsara 1- Mety hiatrika fanenjehana (and. 15) Ny Jiosy, vahoaka nofidin’ Andriamanitra dia tsy te-hihaino…