Mampiomana ny mpanara-dia Azy i Jesoa.
(Sal 46. 1-3 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 642)
Marka 13.9-11
Mampiomana ny mpanara-dia Azy i Jesoa. 1- Hisy ny sakantsakana amin'ny asa fitoriana. Tamin'ny toriteny izay nataon'i Jesoa tao an-tendrombohitra…