Jesoa Kristy no Mpisoronabe ho antsika
Sal 89. 1,2/ Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 501.1.4
Hebreo 8.1-6
Jesoa Kristy no Mpisoronabe ho antsika 1- Mipetraka any amin'ny Avo Indrindra Izy. Ara-tantara, teo amin'ny Jiosy dia ny mpisoronabe…
Sal 89. 1,2/ Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 501.1.4
Hebreo 8.1-6
Jesoa Kristy no Mpisoronabe ho antsika 1- Mipetraka any amin'ny Avo Indrindra Izy. Ara-tantara, teo amin'ny Jiosy dia ny mpisoronabe…
Sal 99.1-5/ Hira 6/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 461.1,2
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA Ny antikristy. 1- Inona moa izany? Ny hevitry ny teny hoe antikristy dia "mpanohitra an'i Kristy", na…
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA
Marka 1.9-13
Nanaiky hatao batisa i Jesoa. Zava-dehibe ho an'ny finoantsika ny mahafantatra ny antony naneken'i Jesoa hatao batisa. Nanaiky hatao batisa…
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA
Salamo 145.1-7
Lehibe ny fiandrianan' Andriamanitra 1- Izy no Mpanjaka. Mametraka an'Andriamanitra ho Mpanjakany ny mpanao Salamo. Fantany fa Izy no mpitondra…
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA
Deoteronomia 11. 8-12
Ny fitahian'Andriamanitra 1. Raisina amin'ny alalan'ny fitandremana ny didiny Fepetra voalohany hitondra fitahiana ho an'ny Zanak'Israely ny hitandremany ny lalà ny,…
Hebreo 1.5-14
Hebreo 1.5-14
Jesoa Kristy, ambony noho ny anjely. 1- Zanak'Andriamanitra Izy Miverimberina matetika eto ny fampitahana an'i Jesoa Kristy amin'ny anjely. Ninian'ny…
Matio 23.1-12
Matio 23.1-12
Aza manao toy ny Fariseo sy ny mpanora-dalana! Mampitandrina ny mpianany sy ny vahoaka izay nihaino Azy i Jesoa, noho…
Salamo 2.7-12
Salamo 2.7-12
Hafatra ho an'ny mpitondra fanjakana 1- Avy amin'Andriamanitra ny fahefana Raha jerena amin'ny ankapobeny ny Testamenta Taloha dia ahitana fa…
Filipiana 2.1-11
Filipiana 2.1-11
Kristiana miaina ny fitondrantena araka an'i Kristy: 1- Manao ho zava-dehibe ny fiombonana (Vakio ny and.1-4) Ny firaisana amin'i Kristy…
Matio 1. 18-25
Matio 1. 18-25
Lehilahy hendry sady feno fanetren-tena. Raha mba tahaka an'i Josefa avokoa ny lehilahy manam-bady rehetra dia hilamina sy hirindra kokoa…