Ny fanompoana an’Andriamanitra
Sal 134 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 452
1 Samoela 2.11-21
Ny fanompoana an'Andriamanitra 1. Tanterahina araka ny fandaminana Ny zanakalahin'i Ely dia voalaza fa ratsy fanahy sady tsy mahalala an'Andriamanitra,…