Ny olona manantena hahazo ny lokan’ny fiantsoana
(Sal 66. 8-12 / HF17 / Vavaka / Mofonalna / Vavaka / Hira462.1,3,4)
Filipiana 3. 12-14
Ny olona manantena hahazo ny lokan'ny fiantsoana 1- Miezaka mihazona an'i Kristy «… fa miezaka aho hihazona izay nihazonan'i Kristy…