Jereo ny asan’Andriamanitra ka matokia ny Mpanjaka mandrakizay
Sal 95.1-5 / Hira 171.1.2 / Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira512.1.2
Salamo 66.5-7
1. Jereo ny asan' Andriamanitra (and.5) Ity andininy ity dia manasa ny olona handeha hijery ny asan'Andriamanitra, izay mahagaga sy…