Manafaka ny Tompo

Asan 'ny Apostoly 16. 25 - 34

Asan 'ny Apostoly 16. 25 - 34 Manafaka ny Tompo 1-Ny teritery amin'ny asan'ny olona andavanandro ( And,27) Dia nahatsiaro…

Jesoa no mpanafaka amin’ny fangejan’ny lalàna

JAONA 8.1-11

JAONA 8.1-11

Jesoa no mpanafaka amin'ny fangejan'ny lalàna "izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany" (and7b) Raha ny lalàna voasoratra…

Ny olona afaka amin’ny fanandevozan’ny ota

LIOKA 1.68-75

LIOKA 1.68-75

Ny olona afaka amin'ny fanandevozan'ny ota no tena afaka manompo an'Andriamanitra "Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra satria afaka…

Fahafahana no iainan’ny vahoakan’Andriamanitra

JEREMIA 42.7-12

JEREMIA 42.7-12

Fahafahana no iainan'ny vahoakan'Andriamanitra na dia fehezin'ny mpitondra azy aza ireo (and11,12) Tsy neken'ny vahoaka Jiosy mihitsy ny hahatongavan'ny mpanjakan'ny…

Ny tanjon’ny fahafahan’Andriamanitra ny olony

EKSODOSY 6.2-8

EKSODOSY 6.2-8

Ny tanjon'ny fahafahan'Andriamanitra ny olony 1-Dia ny tsy hanekeny ho andevon'olona (and6) "Izaho no Jehovah ary hitondra anareo hivoaka ho…

Ny fahafahana

Ry rahalahy aoka ny olona rehetra samy hitoetra amin’Andriamanitra ao amin'izay niantsona azy taratasy ho an'ny Fiangonana tao Korinto ity isan'izay niteraka olana tao ny tsy fahaizana manaiky izay maha izy ny tena sy izay fandaharana misy amin'ny fiainana. Mety ho niteraka fanamboniana ny tenany izany . Izany toe-tsaina izany anefa tsy maintsy niteraka korontana kely tao amin'ny Fiangonana ka nahatonga an'i Paoly nanoratra mba handamina. Maro ny olona no mihevitra fa raha tsy amin'ny toeran'ny hafa izy dia ambany na voageja. Izany anefa no tena antsoina hoe : fahalalahana aza .

“fa ny andevo izay voantso ao amin'ny Tompo dia olona afaka an’ny Tompo, toy izany koa, ny olona afaka izany…

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Ny Tompo irery ihany no mpanafaka ka mampitsahatra ny fampahorian’ny fahavalo ny olony 

And 14.15. « Ary hoy i Debora tamin'i Baraka : miakara fa anio no andro hanoloran'i Jehovah an'i Sisera eo an-tananao… dia nampifanaritahan’i Jehovah tamin'ny lelan-tsabatra Sisera teo anoloan’i Baraka sy ny kalesy rehetra ary ny miaramila rehetra Niverina nanota tamin'i Jehovah indray ny Isiraely ka natolotr’i Jehovah teo an-tanan'i Jabina mpanjaka Kananita.  Nijaly izy ireo vokatr'izany ka i Debora mpaminany vavy no mpitsara nirahan’Andriamanitra nitarika ny vahoaka hanohitra ny fahavalo nampahory azy ireo ; ary i Baraka no notendreny ho mpitarika ny tafika Isiraely naneho fanahiana ihany izy tamin'ny voalohany ka nolazain'i Debora fa vehivavy no tena hahazo voninahitra handresy an'i Sisera mpitari-tafika kananita. Rehefa nandeha ny ady dia resy ny tafika kananita ka vaky nandositra i Sisera ary maty novoinoin'ny vehivavy iray. Nifarana teo ny fampahoriana ny olon’Andriamanitra.

And 14.15. « Ary hoy i Debora tamin'i Baraka : miakara fa anio no andro hanoloran'i Jehovah an'i Sisera eo…

Ry havana, tsy sitraky ny fon'Andriamanitra mihitsy ny fahorian'ny olona na dia vokatry ny fahotany ihany aza izany ka naniraka…