Ny zanaka mitandrina ny didin’Andriamanitra

1Mpanjaka 2. 1-4

1Mpanjaka 2. 1-4 Ny zanaka mitandrina ny didin'Andriamanitra 1-Ray aman-dreny mpitari-dalana I Solomona no handimby an'i Davida ho mpanjakan'i Israely.…

Ny lalana tsara handovana fiainana

Matio 19. 16-19

Matio 19. 16-19

Ny lalana tsara handovana fiainana 1- Mandraisa ny fampianaran'i Jesoa Kristy Tsapan'ireo olona nifanerasera tamin'i Jesoa Kristy fa tena mpampianatra…

Fitandremana ny didy, mariky ny maha olon’afaka

Galatiana 5. 13-15

Galatiana 5. 13-15

Fitandremana ny didy, mariky ny maha olon'afaka Mitarika ny sain'ny mpino Kristiana eto i Paoly Apostoly fa miavaka ny fiainan'ny…

Ny didy folo

Eksodosy 20. 1-17

Eksodosy 20. 1-17

Ny didy folo Nomena ny zanak'Israely ny didy folo mba ahatonga azy ireo hitoetra hatrany amin'ny fanafahan'Andriamanitra. 1- Fanekena ataon'Andriamanitra…

Miaina ny didim-pitiavana

2 Jaona 1: 1-6

2 Jaona 1: 1-6

Miaina ny didim-pitiavana 1-Mampiavaka ny mpino izany Mandidy ny mpino hifankatia i Jaona: «...aoka hifankatia isika». Didim-pitiavana efa nomen'i Jesoa…

Omeo toerana ao am-po ny didin’Andriamanitra

Deoteronomia 26. 16-19

Deoteronomia 26. 16-19

Omeo toerana ao am-po ny didin'Andriamanitra Miantso ny zanak'Israely ho amin'ny fankatoavana amin'ny fo manontolo ny didy sy fitsipika nomen'Andriamanitra…

Ny làlan’ny fahombiazana

Josoa 1. 1-9

Josoa 1. 1-9

Ny làlan'ny fahombiazana Josoa no nofidian'Andriamanitra nandimby an'i Mosesy nitarika ny zanak'i Israely hiditra ao amin'ilay tany Kanana. 1- Mandeha…

Andriamanitra mitsara ny manohitra Azy

Asan'ny Apostoly 12. 19b-23

Asan'ny Apostoly 12. 19b-23

Andriamanitra mitsara ny manohitra Azy 1- Manohitra ny fanenjehana ny mpianany "Ary...nisy anjelin'ny Tompo namely azy, satria tsy nanome voninahitra…

Jesoa Kristy Mpamonjy

Lioka 4. 23-30

Lioka 4. 23-30

Jesoa Kristy Mpamonjy 1- Miasa amin'izay mino Azy "Izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin'ny taninao…

Ny olona manome voninahitra an’i Jesoa Kristy

Apokalypsy 4. 9-11

Apokalypsy 4. 9-11

Ny olona manome voninahitra an'i Jesoa Kristy 1- Manompo Azy "...dia hiankohoka eo anoloan'izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana ny…