Ny asan’Andriamanitra
Sal 134 / Hira 212 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 512 :1,2
Ny asan'Andriamanitra Voalaza amin'izao Soratra Masina izao ny momba ireo vato fisaka roa mirakitra ny didy folo nomen'Andriamanitra an'i Mosesy.…
Sal 134 / Hira 212 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 512 :1,2
Ny asan'Andriamanitra Voalaza amin'izao Soratra Masina izao ny momba ireo vato fisaka roa mirakitra ny didy folo nomen'Andriamanitra an'i Mosesy.…
Sal 106,1-5 / Hira 1:1,4,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489
Toro-lalana sy antson'Andriamanitra Izao mofonaina izao dia toro-lalana sy antson' Andriamanitra amin'ny vahoakany hibebahany, mba tsy hiharan'ny fandravana : 1.…
Sal 96,1-3/Hira 24/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 506 :1,3
Mavesatra ny fahamarinana Izao Soratra Masina izao dia mampiharihary ny zavatra mety hitranga rehefa miseho ny fahamarinana momba an'i Jesoa…
Sal 98,1-3 / Hira 167: 1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 531
Fihavanana sy fifankatiavana no tian'Andriamanitra Izao mofonaina izao dia mampahatsiaro ny asa fampihavanana goavana nataon' Andriamanitra tao amin'i Jesoa Kristy:…
Sal 66,1-4 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295
Ny asan'Andriamanitra Izao Soratra Masina izao dia tohin'ny teny nataon'Andriamanitra an'i Joba, maneho miharihary ny asan' Andriamanitra: 1. Mamorona Mampahatsiahy…
Sal 92,1-3 / Hira 6:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428 :1,3
Mpiara-miasa sady iraka haneho ny fitiavan'Andriamanitra ny mpino Petera nantsoina hanambara ny hafatr'Andriamanitra amin'i Kornelio izay liana handre izany: 1.…
Sal 24.1-5 / Hira 170:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 170:2,3
Ny tena fitiavana Tononkiran'ny tononkira no iantsoan'ny mpandika Baiboly an'ity boky ity! Boky mitantara ny hatsara sy ny halalin'ny fitiavan'olon-droa!…
Sal 146.1-4 / Hira 171:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 171:2
Mandrara, mampianatra, manitsy ny Soratra Masina Mamarana ny epistiliny faharoa ho an'ny Kristiana tao Tesalonika i Paoly eto, ary mametraka…
Sal 103.1-5 / Hira 2:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 2:3
Ny fitiavan'Andriamanitra Tantaran'ilay zanaka adala no hahalantsika ity anjara mofonaintsika ity! Amin'ny dikan-teny na boky sasany dia lazainy kosa hoe:…
Sal 104.1-5 / Hira 3:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 3:2,3
Hatrany am-bohoka dia efa voasoritr'Andriamanitra ny asan'ny olombelona tsirairay Ity tantaran'i Jefta ity dia mampianatra antsika fa 1. Tsy voatery…