Mifikira amin’i Jesoa

Sal 23 / Hira 6.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 19.1.2.3

Jaona 10. 11-21

Taorian'ny nampahiratan'i Jesoa ilay jamba dia nanao fampahafantarana ny Tenany Izy, manoloana irco olona maro izay nanatrika Azy. Izao àry…

Jesoa Zanak’ondry: Fanavotana sy Fanjakana ho an’izay mino

Sal 98.1-3 / Hira 4.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 485.1,4,5

Apokalypsy 5.1-10

Fanambarana ny amin'i Jesoa ilay Zanak'ondry, hitondra famonjena sy fanafahana ho an'ny rehetra izay mino sy manaiky ny famonjeny no…

Kendreo ny voninahitr’Andriamanitra, katsaho izay mahasoa

Sal 66,1-4 / Hira194.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira787.1.4

1 Korintiana 10. 31-11.1

Mampianatra ny Fiangonana i Paoly mba hijery izay mahasoa, fa tsy ho tafalatsaka amin'ny faharatsiana sy fanaranam-po. Zanak Andriamanitra isika,…

Fitiavana mandrakizay sy Andriamanitra Tsitoha

Sal 33.12-22 / Hira 6.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 734

Malakia 1. 1-5

1. Tia antsika Andriamanitra Andriamanitra no miteny fa efa tiany ny vahoakany. Ary mbola tsy niova io fitiavan'Andriamanitra io. Matetika…

Jesoa eo amin’ny fahefany.

Sal 103.1-6 / Hira 21.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 506.1,2

Marka 3.1-6

Jesoa eo amin'ny fahefany. Andro Sabata, Jesoa no manatrika ny mason'olona maro izay mahalala ny fahefany sy ny fahagagana efa…

Ny zanaka hendry

Sal 111 / Hira 786.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 39.2

Ohabolana 23, 19-25

Ny zanaka hendry 1. Manalavitra ny filàn'ny nofo Na ny fisotroana divay na ny fitiavana hena na ny fitiavan-torimaso dia…

Ny hiran’ny fahafahana

Sal 136.1-15 / Hira 16.1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 701.1,3

Eksodosy 15, 1-18

Ny hiran'ny fahafahana 1. Fiderana (and.1-10) Midera sy mankalaza ary manandratra an'Andriamanitra noho ny fahalehibeazany i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely…