Ny olom-boaantson’i Kristy, rehefa miatrika ady
(Sal 43. 5 / Hira 39 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: Salamo 25)
«… raha nijaly, dia tsy nandrahona, fa nanolotra ny adiny ho amin'ny Mpitsara marina » (And. 23)
Ny olom-boaantson'i Kristy, rehefa miatrika ady: 1- Mandefitra ny tsy rariny. «Fa raha tahiny manao soa kosa ianareo ka mitondra…