Ny fepetra tsy maintsy narahan’ny mpamory hetra
Sal 105.1-6 / Hira 14 1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310.1,3
Lioka 10. 1-7 Ny fepetra tsy maintsy narahan’ny mpamory vokatra: 1- Mandeha tsiroaroa Zava-dehibe eo amin’ny asan’ny Tompo ny fanekena…