Ny fiantsoan’Andriamanitra

1 KORINTIANA 1.26-31

1 KORINTIANA 1.26-31

Ny fiantsoan'Andriamanitra 1-Mitaky fanetrentena "Fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry " (and27) Ny Fiangonana tao…

Jesoa Kristy miantso olona hanaraka Azy

Matio 4. 18 - 22

Matio 4. 18 - 22

Jesoa Kristy miantso olona hanaraka Azy 1- Maneho ny fitiavany "Dia hoy Jesosy taminy : Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko…

Andriamanitra miantso olona

JEREMIA 1.4-10

JEREMIA 1.4-10

Andriamanitra miantso olona 1-Manomana azy mialoha "Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro ...no efa…

Ny olom-boafidy hitondra ny Anaran’i Jesoa Kristy

Asan'ny Apostoly 9. 1 - 19

Asan'ny Apostoly 9. 1 - 19

Ny olom-boafidy hitondra ny Anaran'i Jesoa Kristy 1-Miaritra fahoriana noho ny Anarany "Fa hasehoko azy ny habetsahan'izay tsy maintsy hiaretany…

Ny mpianatra tia an’i Jesoa Kristy

Jaona 21. 15 - 22

Jaona 21. 15 - 22

Ny mpianatra tia an'i Jesoa Kristy 1- Mamahana sy miandry ny ondriny "Hoy Jesosy taminy: Fahano ary ny ondriko." (And.…

Ny olona maniry hanaraka an’i Jesoa Kristy

LIOKA 9.57-62

LIOKA 9.57-62

Ny olona maniry hanaraka an'i Jesoa Kristy "Fa ny Zanak'olona tsy mba manana izay hametrahan'ny lohany" (and58) Naniry hanaraka an'i…

Ny olona mahita ny fahalehibiazan’Andriamanitra

ISAIA6.1-8

ISAIA6.1-8

Ny olona mahita ny fahalehibiazan'Andriamanitra 1-Mahatsiaro ny faharatsiany "Lozako ,maty aho fa lehilahy maloto molotra sady ato amin'ny firenena maloto…

Ny olona tarihan’ny Fanahy Masina

ASAN'NY APOSTOLY 16.6-15

ASAN'NY APOSTOLY 16.6-15

Ny olona tarihan'ny Fanahy Masina 1-Mankato ny Teniny "ka efa tonga tany an-tsisin'i Mysia dia nitady hankany Bytinia izy ,…

Ny mpaminany nantsoin’Andriamanitra

AMOSA 7.10-17

AMOSA 7.10-17

Ny mpaminany nantsoin'Andriamanitra 1-Andriamanitra maniraka azy "saingy nalain'i Jehovah tany am-piandrasana ondry ka nataony hoe : mandehana ka maminania..." (and…

Ny toetran’ny olom-boantso

EFESIANA 4.1-6

EFESIANA 4.1-6

Ny toetran'ny olom-boantso 1-Mifankatia "Amin'ny fanetre-tena rehetra sy ny fahalemem-panahy amin'ny ..." (and2) Ny fitiavana sy ny fifankatiavana ambara eto…