Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino
Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny mpino Tsy nanafina tamin'ny mpianatra my toe-javaira tsy maintsy atrehin'izy ireo ao anatin ny…
Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny mpino Tsy nanafina tamin'ny mpianatra my toe-javaira tsy maintsy atrehin'izy ireo ao anatin ny…
Ny olona handray ny Fanahy Masina Antso ho amin'ny fandraisana an'i Jesoa Mpamonjy. 1- Manarina ny fiainana Hoy ny and.3…
Ny maha Izy Azy ny Fanahy Masina Ity teny voalahatra ity dia ahitantsika ny toriteny nataon'i Petera rehefa tafahaona tamin…
Ny olona nandray ny Fanahin'Andriamanitra. Miavaka ny olona efa nandray ny Fanahy Masina, araka izay anambaran'ny Apostoly Paoly azy teo…
Lioka 10: 20-24
Lioka 10: 20-24
Ny tena fifaliana 1 -Izay tokony hifalian'ny mpianatra. Naniraka ny mpianany Jesoa mba handeha hitory ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Ary tamin'izany…
Asan'ny Apostoly 19: 1-7
Asan'ny Apostoly 19: 1-7
Fomba ahoana no andraisana ny Fanahy Masina? Efa noraisinareo ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? (and.2). Izany fanontaniana izany…
ASAN'NY APOSTOLY .25-34
ASAN'NY APOSTOLY .25-34
Ny tena mpitory Filazantsara Ny tantaran'ny nihaonan'i Filipo tamin'ilay tandapa Etiopiana no andraisantsika ny hafatra anio .Hisongadina amin'izany fa ny…
Efa nambaran'i Mosesy tamin'Israely fa hitsahatra tsy ho ela ny andraikiny , araka izay nolazain'ny Tompo .Tamin'izany no nampaherezany ny…
Andriamanitra no Tompon'ny tantara 1-Izy no mametra ny fotoanan'ny olona Raha zohina ny tantara araka ny Soratra Masina , dia…
JAONA 14.25-26
JAONA 14.25-26
Ny Fanahy Masina ... 1-Izy no hampianatra ny zavatra rehetra Tsy maintsy ho avy ny fotoana izay hisarahan'i Jesoa amin'ny…
EFESIANA 5.8-21
EFESIANA 5.8-21
Ny fitondrantena mahamendrika ny kristiana Manome fampianarana ho antsika momba izay tokony ho fitondrantena ny Apostoly Paoly araka izao manaraka…