Ny Tenin’Andriamanitra vaha-olana
LIOKA 8.22-25
LIOKA 8.22-25
Ny Tenin'Andriamanitra vaha-olana amin'ny loza manjo ny olona (and24-25) "ary noteneniny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano ary dia nitsahatra…
LIOKA 8.22-25
LIOKA 8.22-25
Ny Tenin'Andriamanitra vaha-olana amin'ny loza manjo ny olona (and24-25) "ary noteneniny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano ary dia nitsahatra…
DEOTERONOMIA 4.32-40
DEOTERONOMIA 4.32-40
Ny fananan'ny vahoaka an'Andriamanitra no tombony lehibe ho azy And 33 ; Andriamanitra ao anaty afo nefa velona ny olona…
HEBREO 1.1-4
HEBREO 1.1-4
I JesoaKristy Ilay Teny tonga nofo no ivon'ny fifandraisan'Andriamanitra sy ny olona "dia amin'izao andro farany izao kosa no nampitenenany…
SALAMO 106.1-12
SALAMO 106.1-12
Ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra Ity Salamo ity dia fiderana an'Andriamanitra ,Ilay mpanao asa lehibe izay mampitolagaga izao tontolo izao . Tsaroana…
MARKA 1.21-28
MARKA 1.21-28
Ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra dia mampihorohoro ny fanahy maloto (and24-25) Ao anatina toriteny na fampianarana dia efa talanjona aloha ny olona…
JEREMIA 31.31-34
JEREMIA 31.31-34
Finiavan'Andriamanitra ny mametraka ny teniny ao an-tsaina sy ao am-pon'ny olona (and33b) "dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako…
JAONA 17.9-19
JAONA 17.9-19
Ny Tenin'Andriamanitra 1-Mirakitra fifaliana tanteraka Vavaka nataon'iJesoa ity ho an'ny mpianany mba hananan'ny mpianany fifaliana ary izany fifaliana izany dia…
ZAKARIA 1.1-6
ZAKARIA 1.1-6
Maharitra mandrakizay ny Tenin'Andriamanitra Ny iantefan'ny Tenin'Andriamanitra eto dia ny Israely,momba ny razamben'izy ireo izay nilazana nyTeniny kanefa noheverin'izy ireo…
MARKA 5.35-43
MARKA 5.35-43
Tsy voafetran'ny lalàn'izao tontolo izao ny herin'ny Tenin'Andriamanitra (and36b) "Aza matahotra, minoa fotsiny ihany" . Mino fotsiny fa tsy maty…
OHABOLANA 7.1-5
OHABOLANA 7.1-5
Ny Tenin'Andriamanitra 1-Antoky ny fahaveloman'ny olony (and2) Izay mitandrina ny didiny dia velona mandrakizay satria hahazo fiainana mandrakizay ary izany…