Ny fahaterahan’ny Mesia
ISAIA 9.1-6
ISAIA 9.1-6
Ny fahaterahan’ny Mesia Hanova ny fiainan’ny vahoakany ny fahatongavan’ny Mesia 1-Fiposahan’ny fahazavana (and1-4) Raha niaina tao anatin’ny aizina izy ireo…
ISAIA 9.1-6
ISAIA 9.1-6
Ny fahaterahan’ny Mesia Hanova ny fiainan’ny vahoakany ny fahatongavan’ny Mesia 1-Fiposahan’ny fahazavana (and1-4) Raha niaina tao anatin’ny aizina izy ireo…
2 MPANJAKA 19.1-7
2 MPANJAKA 19.1-7
An’ny Tompo ny fandresena 1-Mampandresy izay mialoka Aminy Izy Tamin’ity fotoana ity dia Hezekia no mpanjakan’ny Joda .Ny Asyriana ,izay…
ASAN'NY APOSTOLY 4.1-12
ASAN'NY APOSTOLY 4.1-12
Ny tena mpitory Filazantsara 1-Misedra sakantsakana (and1-12) Nositranin’iPetera sy Jaona tamin’ny Anaran’i Jesoa ilay lehilahy nalemy tongotra , izay nangataka…
LIOKA 1.26-33
LIOKA 1.26-33
Ny fahaterahan’I Jesoa 1-Fahasoavana « Arahaba r’Ilay nohasoavina , ny Tompo momba anao” Asehon’I Lioka mpanoratra ny Filazantsarany ny fisian’ny zavatra…
1 MPANJAKA 11.4-13
1 MPANJAKA 11.4-13
Niala tamin’ny sitrapon’Andriamanitra i Solomona Solomona dia anisan’ny mpanjaka nalaza tamin’ny fananana fahendrena sy fahaiza-mitondra ny firenena ,saingy tamin’izao fahanterany …
LIOKA 12.32-40
LIOKA 12.32-40
Ny olona nomen’Andriamanitra ny fanjakany Mampiavaka ny Filazantsara araka ny Lioka ny fanasongadinana ny fihetsik’iJesoa manoloana ny kamboty ,ny malahelo,ny…
OHABOLANA 8.12-21
OHABOLANA 8.12-21
Ny zava-tsoa azo avy amin’ny fahendrena Ny fanajana ny Tompo no loharanom-pahendrena (Oha 9.10-DIEM) .Inona àry ny tombosoa azo avy …
1 KORINTIANA 15.24-28
1 KORINTIANA 15.24-28
KRISTY NO MPANJAKA Amin’ny fotoana hahatanterahan’ny fanjakany dia : 1-Foanany ny herin’ny fahavalo rehetra (and24) Ambaran’ I Apostoly Paoly fa amin’ny…
JEREMIA 29.4-9
JEREMIA 29.4-9
Mitaiza ny vahoakany ny Tompo Ity taratasy ity dia teny faminaniana izay nasain'i Jehovah ambaran'i Jeremia amin'ireo mponin'i Joda lasan-ko…
MARKA 13.9-13
MARKA 13.9-13
Ny zavatra hitranga ilàna fiomanana Efa niseho avokoa ny ankabeazan’ireo zavatra nambaran’i Jesoa mialoha ny fiavian’ny farany ,toy ny fisian’ny …