SP AA 11/ FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy
FANASANA Asaina amim-pitiavana isika mpianakavin’ny finoana hiombompo amam-panahy amin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ny faha-150 Taonan’ny FJKM Tranovato Rasalama…
FANASANA Asaina amim-pitiavana isika mpianakavin’ny finoana hiombompo amam-panahy amin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ny faha-150 Taonan’ny FJKM Tranovato Rasalama…
Hanatanteraka Tafika masina ny Sampana Vokovokomanga miaraka amin’ny Rantsana 4 ao aminy ny 16-17-18 Novambra 2018 ho avy izao ,…
FAMELABELARAN-KEVITRA SY FAMPIANARANA “Mpino kristiana Protestanta miatrika ny fiainam-pirenena “ Navesa-danja ary tena zava-dehibe ny vela-kevitra sy fampianarana nataon’ireo…
LASY JOBILY SY ZAIKABE SAMPATI 2019 25-26-27-28-29-30 OKTOBRA 2019 FENERIVE-EST SYNODAMPARITANY AFOVOANY ATSINANANA VAOVAO (SP.02) Noho ny fiovan’ny datin’ny…
Nanao Tafika Masina sy manangana trano fiangonana any Mampikony Nanatanteraka Tafika Masina tany Ankijanomadiro Mampikony ny FJKM Rasalama Martiora Ambohipotsy,…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA Dia ny Filazantsara Izay tena hery mampijoro Ny fahadiovan-tokantrano. Koa rah’handeha hifidy ianao Mba olo-marin-tokantrano…
KIANJABEN’IMAHAMASINA ALAHADY 21 OKTOBRA 2018 Nizotra soa aman-tsara sady mendrika ny voninahitr’Andriamanitra ny Fotoam-pivavahana famaranana ny jobily roa sosona,…
FANASANA Ny Komity sy ny Tale ary ny Mpiara-miasa ato amin’ny Fitantanana Fananana na FIFA, Foibe FJKM,dia faly manasa antsika…
Fandaharana iombonana Alahady 11 Novambra 2018 Lohahevitra : “Mivonona hihaona amin’ny Tompo” Fiarahabana Apostolika Fiderana : Salamo : 122 :…
AFIFAB FJKM Notokanana tamin’ny fomba ara-piangonana ny Radio Fahazavana Toamasina Tontosa ny Sabotsy 13 Oktobra 2018 lasa teo tao amin’ny…