Tetikasa « MAHAY »
FANAZAVANA MIKASIKA NY TETIKASA : Ity tetikasa « Mahay Fanabeazana Mampiaty FJKM » ity, dia manana ny tanjony manokana izay miavaka tokoa, dia…
FANAZAVANA MIKASIKA NY TETIKASA : Ity tetikasa « Mahay Fanabeazana Mampiaty FJKM » ity, dia manana ny tanjony manokana izay miavaka tokoa, dia…
Natolotra ny zava-bita ary notokanana ny takelabato fahatsiarovana . Feno 25 taona ny Sampana Vondrona Fototra Laika tao amin’ny FJKM…
Ny famindran-draharaha sy famindram-pahefana Telo volana sisa no ananan’ny isa-pitandremana hamaranana ny fifidianana ireo tomponandraikitra ao aminy araka ny tetiandro…
Nodimandry teo amin’ny faha- 71 taonany RAMANIRAKA RANIVOHELINARIVO Dorothée Colombe Mpitandrina (vady navelan’ny Mpitandrina Ramaniraka Charles). Ny nofony dia andrasana ao amin’ny FJKM Ambodifiakarana…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Fa fahavaratra ny andro Ary avy be ny orana Izay mamonto indray ny tany, Ary…
« Mihirà ho an’i jehovah, ry tany rehetra, lazao, lazao isan’andro isan’andro ny famonjeny mahafaly ». ITan.16 :23 Tonga indray ny andron’ny taranaka…
Hanamarika ny Alahadiny ny 17 Febroary izao Misy ny andro Alahady iray isan-taona atokana ho an’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM.…
eNews: janvier 2019 Appel fait pour l’action contre la discrimination .Une consultation a « discerné l’existence de ce kairos sur…
SP ANTANANARIVO ATSINANANA « Ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen 12.2b Ny Mpitandrina mivady , ny Biraom-piangonana, ny Komity ary ny…
Ireo fepetra takina: