Niaintsoa
Alahadin’ny AFIFAB 2019.
FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADY 24 MARTSA 2019 « Manamasina fiainana ho an’ny Tompo » 1-Fiarahabana Apostolika II Kor.13: 14 2-Fisaorana sy Fiderana Salamo…
VKMM / AFME
WOMEN’S WORLD DAY OF PRAYER Andro fiaraha-mivavaka eran-tany ijoroan’ny vehivavy kristiana ho vavolombelona Nandritra ny roa andro no nanatanterahana ny andro…
SP A A 11 / SLK
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA SPAA11 MIARO NY TONTOLO IAINANA AMIN’NY ALALAN’NY FAMBOLENA ZANAKAZO FIHINAM-BOA « Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy…
Sakafon-tsaina
SELF COFIDENCE Finaritra indray manolotra ity lahatsoratra ity ho antsika izay tomponandraikitra eo amin’ny Fiangonana sy ireo olona izay miasa…
Hafatry ny Filoha / Martsa 2019.
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! Fa fahavaratra ny andro Ary avy be ny orana Izay mamonto indray ny tany, Ary…
Perikopa Marsa 2019
Manamasina fiainana ho an’ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoan’ny Karemy ny Fiangonana. Vanim-potoana izay manome vahana ny fandinihan-tena mba hahazoana…
Alahadin’ny SAF/ FJKM 2019.
ALAHADY HITONDRANA AM-BAVAKA NY SAF/FJKM 17 Martsa 2019 FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 17 Martsa 2019 MANAMASINA FIAINANA HO AN’NY TOMPO Feon-javamaneno…
10 Taona maha- mpamily Foibe
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (1 Tim 1.8) « Hianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masina sy…
Fitantanana ny Fananana / Foibe FJKM.
Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin’i Jesoa Tompo. Toy ny fanao isan-taona, dia mampitrandraka ala…