Sekoly / fanokafana 200 T
TSIROANOMANDIDY FANOKAFANA NY FAHA-200 TAONA NY SEKOLY PROTESTANTA FJKM Taorian’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona…
TSIROANOMANDIDY FANOKAFANA NY FAHA-200 TAONA NY SEKOLY PROTESTANTA FJKM Taorian’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona…
Ry mpiara-Miasa ao amin’ ny asa fanompoana: Miarahaba anareo izahay amin’ ny anaran’ ny Tompo Kristy. Mitsena antsika amin’ny vaovao…
FIANGONAN’ I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSIMO SAMPANA MPANAZAVA SY TILY “ Aoka hirehitra ny jironareo”(Lio.12:35) “hianareo no…
Fanasana « Fa ianao kosa doa mahareta amin’izay zavatra nianarabao sy nampinoana anao » 2 Tim 3.14a Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto…
HAFATRA HO AN’NY MPIKAMBANA AO AMIN’NY CWM FILAZANA MOMBA NY HERISETRA MAMOAFADY ATAO AMIN’NY OLONA MITONDRA NY ARETINA ALBINISMA Ny…
FAMPIANARANA SADASADA Tsy zavatra vaovao teo amin’ny fiainan’ny Fiangonana ny fiatrehana fampianaran-diso, fa tany amin’ny Testamenta taloha aza dia efa…
FFKM RECRUTE 01 SECRETAIRE COMPTABLE A PLEIN TEMPS (H/F) ACTIVITES Secrétariat Gestion des correspondances Accueil Organisation planning Tonia FFKM Gestion…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa ny Filazantsara, Rehefa iainana tokoa, Dia manangana olo-manga, Fohazy kely ny tantara Mba handraisantsika…
Finaritra! Vakio eto ny dinidinika mahakasika izany.