Hetsika lehibe F5
Ny Hafatr’Andriamanitra Fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny fiainanao Ny Toriteny nentin’ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, teny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina…
Ny Hafatr’Andriamanitra Fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny fiainanao Ny Toriteny nentin’ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, teny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina…
NANATANTERAKA NY FIVORIAM-BE VOALOHANY Notanterahina tao Mahajanga ny fivoriam-be I ny Synodamparitany Boina Vaovao ny 17-18-19 May 2019 izay notanterahina…
II Kor 13 : 5 – 14 5Diniho ny tenanareo, ka izahao toetra raha velona amin’ny finoana tokoa ianareo na…
Hisokatra ny Talata 11 jona 2019 hoavy izao ny toerana antsoina hoe « Manonga » etsy Ambatovinaky. Ny « Manonga dia ahitana toeram-pisakafoanana…
FANASANA « Fa ny fitiavan’i Kristy no manery anay… Koa dia iraka solon’i Kristy izahay , toa an’ Andriamanitra mampangataka anay…
HAFATRA PENTEKOSTA 2019. Ry Kristianina havana sy isika Malagasy Mpiray tanindrazana, Migadona indray ity ny Andro Firavoravoan’ny Pentekosta. Koa…
« Mba ho iray ihany izy rehetra » Jao 17.21 Hotanterahina ny Alahady 9 Jiona 2019 izao manomboka amin’ny 3 Ora tolakandro…
« Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena . Fahalalana tsara no ananan’izay rehetra mankato izany . Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy »…
Manamarika ny faha-35 taonany Mankalaza an’Andriamanitra noho faha-35 taona niorenany ny foibe Arsiva sy tranombakoka FJKM etsy Faravohitra. Ny Alarobia…
NANDEFA MISIONERA NAMAKY LAY TANY BELINDO-BEKILY Ho fanatanterahana ny vinantsika FJKM hoe:”Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara !” sy ny fikasana…