Miadia ny ady tsaran’ny finoana
Fanazavana PERIKOPA Aogositra 2019. Ny Perikopa voalahatra ho amin’ny alahady farany amin’ity volana aogositra ity no anolorana tari-dalana eto…
Fanazavana PERIKOPA Aogositra 2019. Ny Perikopa voalahatra ho amin’ny alahady farany amin’ity volana aogositra ity no anolorana tari-dalana eto…
Ny Fanorenana trano Fiangonana Iray amin’ireo teny fandrisika iainan’ny FJKM efa ho taona maromaro izao ny hoe: “Vontosy Filazantsara…
ANDRIAMAMPIANINA Zaka H. M, Mpitandrina, BMF Misaotra ny Tompo izahay fa novonjeny tao anatin’ny aretina mafy. Notanterahiny ny teniny, manasitrana…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka na misy mafy aza, Iza anefa no nilaza Fa handeha an-kamorana Ny ady amin’ny…
SAMPANASA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanana Filazantsara ho an’ny isam-batan’olona ALAHADIN’NY AFF 8 Septambra 2019 Fandaharana iombonana…
FANASANA
Fandaharana iombonana « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 8a « Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto…
Fitaizana zaza kamboty AKANY FIALOFANA TANGAINA Mankalaza ny faha-60 taona nijoroany « … ary ny zanany hahazo fialofana »Ohabolana14 : 26b. Izany no…
Tsara ho fantatra mahakasika ny Synoda lehibe Amin’ny taona 2020, ny volana Aogositra, 12 ka hatramin’ny faha 19 no…
FANASANA « Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy . Mitondra ny marina aminn’y làlany Izy » (2 Sam 22.23) -Ny…