Fantaro ny FMBM
FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY· Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan’ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina.…
FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY· Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan’ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina.…
Fanasana
JOBILY faha-200 Taona ny Sekoly Protestanta FJKM (Ivony). Notanterahina tao amin’ny SP Matsiatrasoa (SP 25)Fianarantsoa ny ivon’ny fankalazana an’ Andriamanitra…
FITOKANANA NY TRANO FIANGONANA FJKM ANKIJANOMADIRO MAMPIKONY Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny fanorenana ny Trano Fiangonana…
FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADY 10 NOVAMBRA 2019 Lohahevitra: “Ho avy amin’ny heriny ny Tompo” ● Fiarahabana Apostolika. Sal : 105:1-5. Hira…
Fiantsoana
Fanasana Ny Fikambanan’ny Mpitandrina misotro ronono sy ny vadiny ary ny vadin’ny nodimandry (FMMRVVN) dia mikarakara RINDRANKIRA hiarahana aminn’y Tarika…
HAFATRA SY FANOLORANA Ry havana malala, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa…
Notokanana ny tsangambaton’ny faha-150 taona Nakotrokotroka ny famaranana ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-150 taonan’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ,ny Sabotsy…
Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe CFD Ampandrana 16-23 Oktobra 2019