Alahadin’ny AFIFAB 2020.
Fandaharana iombonana 1-Fiarahabana apostolika : 2 Ko 13.14 2-Fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra : Salamo 105.1-7 Hira 36.1,2 3-Sitrapon’ Andriamanitra…
Fandaharana iombonana 1-Fiarahabana apostolika : 2 Ko 13.14 2-Fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra : Salamo 105.1-7 Hira 36.1,2 3-Sitrapon’ Andriamanitra…
FIFANINANANA SARY FAMANTARANA (LOGO) FAHA-30 TAONAN’NY GAZETY “MARTURIA VAVOLOMBELONA” Ho fiaraha-mientana sy ho fandraisana anjaran’ny mpianakavin’ny finoana eto anivon’ny FJKM…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka isika rehetra izao No antsoina mba hibebaka Amin’ny ratsy izay fanao, Ka tsy hisy…
Fikambanan’ny Vehivavy Mpitandrina Fiofanana lehibe mitondra ny anarana hoe « Prix Sylvia Michel« no notanterahan’ny Fikambanan’ny Vehivavy Mpitandrina tetsy amin’ny espace…
Council for World Mission Manaitra ny Fiangonana hihoby fandresena noho ny amin’i Jesoa Kristy ny CWM Tontosa tany Gaborone (renivohitr’i…
FANDAHARANA IOMBONANA Feon-javamaneno fanombohana Fiarahabana apostolika FANATREHANA AN’ANDRIAMANITRA Apokalipsy 15 :3b-4 Hira FFPM 14 vavaka fiderana sy fisaorana TENIN’ANDRIAMANITRA Hira 209: 1,3,4…
KRIZY ARA-PAHASALAMANA ERAN-TANY Hatramin’ny faran’ny taona 2019 lasa teo, dia naresaka eran-tany ity aretina atao hoe coronavirus na Covid-19 ity.…
Ny Foibe FJKM dia mampahafantatra antsika fa misokatra ankehitriny ny fandraisana fahavononana amin’ ilay Fandaharanasa an’ ny CWM antsoina hoe :…
ASA FIFANDRAISANA SY FAMPAHALALAMBAOVAO (AFIFAB) BP 623 Trano Ifanomezantsoa Analakely commfjkm@moov.mg – afifabfjkm@gmail.com Tél. 020 22 282 37 Komitin’ny AFIFAB…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA (K.F.T.M) Foibe FJKM Lot II B 18 Tohatohabato Ranavalona I Trano “IFANOMEZANTSOA I”- Analakely /…