Alah’ Aumonerie 2020.

Fandaharana iombonana Hira faneva faha 200 taon’ny Sekoly 1. Fiarahabana Apostolika:  “Efesiana 1 : 2” 2. Fisaorana sy Fiderana an’Andriamanitra:…

Manjo

Filazana Nodimandry ny Talata 14 Jolay 2020 ao amin’ny Toeram-Pitsaboana Loterana Ambohibao, nohon’ny « insuffisance rénale », ny Pastora Dr RABENOROLAHY Benjamin,…

Manjo

FILAZANA Nodimandry ny Sabotsy 11 Jolay 2020 tamin’ny 9ora sy sasany ny Filohan’ny FLM sy Filohan’ny FFPM sady Filohan’ny FFKM…