Fivorian’ny MF
MF 08/ SLXVIII Entanina isika vahoaka kristiana FJKM mba samy hitondra amam-bavaka ny Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe , izay handraisana fanapahan-kevitra…
MF 08/ SLXVIII Entanina isika vahoaka kristiana FJKM mba samy hitondra amam-bavaka ny Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe , izay handraisana fanapahan-kevitra…
Vaovao ampitaina : 1-Famoahana ireo Mpianatra MASTERS, andiany « Ramambasoa Joseph « (2018-2020) ny Sabotsy 21 Novambra 2020 . Ambara manaraka eto…
Mpanazava sy Tily niatrika ny hamehana ara-pahasalamana Anisan’ny lasibatra nandritry ny valanaretina Covid-9 ny sehatry ny fanabeazana. Ankoatra ny fanabeazana…
Ny atao hoe renim-pianakaviana Tsy ny reny rehetra akory dia afaka lazaina hoe tena renim-pianakaviana vanona, fa maro koa amin’…
« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12, 35 « Miorena tsara amin’ny finoana » IPet.5, 9 Fiadanana ho an’ise ! Isaorantsika mandrakariva ny Tompo, araka…
Fandaharana iombonana MIROSOA AMIN’NY FINOANA MASINA. Fiarahabana apostolika : · Rom. 1 : 7 Fiderana : · Sal. 150 ·…
FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 15 Novambra 2020 Hiran’ny Antoko Mpihira/ Feon-javamaneno Hira Faneva faha 200 taonan’ny Sekoly F.J.K.M Fiarahabana Apôstôlika : Rom.1, …
“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” (2 Tim.1: 8a) ANTSO HO AN’NY TOLO-TANANA AMIN’NY KERE ANY ATSIMO Ry Havana,Ho…
HAFATRA FOIBE SAMPATI Ry havana malala rehetra ao amin’ny Tompo, Ho amin’ny fanahinareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy…
FANAOVAMBELONA SY FIFAMPIARAHABANA Notanterahana ny Talata 20 Septambra 2016 maraina tao Vohipiraisana Ambohijatovo ny fanompoam-pivavahana ho fanaovam-beloma sy fankasitrahana ny…