Fisokafana/ Birao
Filazana Ilazana isika manan-draharaha eto amin’ny FOIBE FJKM fa amin’ny 8-12ora ny faharetan’ny fisokafan’ny Birao Mirary fahasalamana sy ny fahasoavan’ny…
Filazana Ilazana isika manan-draharaha eto amin’ny FOIBE FJKM fa amin’ny 8-12ora ny faharetan’ny fisokafan’ny Birao Mirary fahasalamana sy ny fahasoavan’ny…
FANAMBARANA OFISIALY Izahay eto anivon’ ny AFiFaB- FJKM (Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-Baovao),izay nomen’ny Foibe FJKM andraikitra hitantana ny pejy sy…
VAOVAO FARANY Fivoriana MF 09/ SLXVIII Ny fivoriana ara-potoana fahasivy an’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM dia ahemotra amin’ny fotoana mahamety izany…
MATY ANGAHA ANDRIAMANITRA ? Ry havana malala, Velona i JESOA! –Eny, velona tokoa i JESOA! Koa miarahaba antsika rehetra nomen’Andriamanitra…
HAFATRA HO AN’NY FIANGONANA FJKM REHETRA MOMBA NY FIATREHANA NY VALANARETINA COVID-19 Ry Havana malala, Ho aminareo anie ny fiadanana!…
Fandaharana iombonana Feon-javamaneno na Hira STK Fiarahabana Apostolika | Apo 1.4-5a Fiderana | Sal 29.1-2 Hira 194.1,4 Vavaka Fanambarana ny…
Antso TOLOBIDY Toy ny fanao isan-taona, dia mampitrandraka ala 15Ha any Andanona, Fokontany Ambatomivaha, Commune Ambatoloana, ny Foibe FJKM. Koa…
Mampiorina ny mino ny fanavotan’i Kristy DATY Teny vakiana 01 Mat 26.36-46 02 Mat 27.45-56 03 Heb 9.11-14 04 Mat…
Teny vakiana isanandro Daty Teny vakina 01 Deo 13.2-6 02 2 Kor 1.3-7 03 Jer 12.1-3 04 Mar 10.17-27 05…
Mankalaza ny faha 25 taonany Ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-25 taonany ny Vondrom-Paritany Laika (VPL) eo anivon’ny…