Fanompoam-pivavahana / Teny Anglisy
“To God only be the glory” Feno hipoka araka ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana ny FJKM Katedraly Analakely tamin’ny Alahady…
“To God only be the glory” Feno hipoka araka ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana ny FJKM Katedraly Analakely tamin’ny Alahady…
FANASANA
FANASANA
Fanompoampivavahana Ny Foibe FJKM dia manasa ny Mpitandrina sy ny kristiana FJKM rehetra hiombona amin’ny Fanompoampiavavahana hitondrana amam-bavaka ny firenena…
HAZAKAZAKA MASINA Ny Foibe FJKM dia miantso ny zanaky ny Fiangonana FJKM rehetra izay manana fanomezam-pahasoavana amin’ny famoronana hira sy…
Fitrandrahana ala Ny Foibe FJKM, dia mampitrandraka ala 15 Ha any Andanona, Fokontany Ambatomivaha, CommuneAmbatoloana , Distrika Manjakandriana sy 4ha…
Hafatra sy Soritrasa « Aoka hirehitra ny jironareo, Miorena tsara amin’ny finoana » Lio.12,35 ; IPet.5,9 Ry havana,Ho aminareo anie ny fahasoavana sy…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ka ny tokantranontsika No anombohy hiasana tsara Mba ho vanona ao tokoa Izany fiombonana aina…
Mitana ny Teniny ny Tompo DATY TENY HOVAKIANA 01 Eze 12.21-28 02 Jao 10.1-10 03 Jer 29.10-15 04 Jao 14.12-14…