Hafatry ny Filoha/Des 2022
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa hifarana ny taona Ka fotoana mety izao Hitodihana ny lasa Ny amin’ny asa izay…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Fa hifarana ny taona Ka fotoana mety izao Hitodihana ny lasa Ny amin’ny asa izay…
FJKM AMBATONAKANGA
FAMOAHANA KATEKISTA SY MPITORITENY ANDIANY « VOAOMANA » Hirotsaka hanatevin-daharana ireo zoky teo aloha ka hanatanteraka ny vinan’ny FJKM ao anatin’ny hazakazaka…
Andron’ny FITANTANANA SY FANANANA Nanamarika ny Andron’ny FiFa 2022 Tamin’ny Synoda Lehibe voalohany, ny taona 1968, dia efa nisy teto…
FANENTANANA SAMIHAFA «Fa hataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko » (Estera 8 : 6a) Ampitomboina amintsika rehetra anie ny…
FANOKANANA MPIANDRY VAOVAO Niatrika ny isan-kerintaonany teny amin’ny FJKM Malaza Gileada ny SAFIF SPAA11 (Sampana fifohazana Synodamparitany Antananarivo Atsimo), ny…
01 sy 02 Novambra 2022 Ny FJKM Analamahitsy, Synodamparitany Iarivo Avaradrano SP. 19 no nampiantrano ny Fihaonambe faharoan’ny Komity Foiben’ny…
FANDAHARANA IOMBONANA Miomana handray ny Tompo Alahady 20 Novambra 2022 Hiran’ny Antoko mpihira na feonjavamaneno Fiarahabana Apostolika Fisaorana sy fiderana…
KRISTIANA TELO ALINA NO NIARA -NANKALAZAAN’ANDRIAMANITRA noho ny faha-25 TAONA SP IARIVO AVARADRANO Vory lanina teny Antsonjombe ny mpino avy…
MIOMANA HANDRAY NY TOMPO DATY TENY HOVAKIANA 01 Zak 9.9-11 02 2 Tim 3.1-9 03 Rom 15.7-12 04 1 Pet…