DEFAP / Fitsidihana ny FJKM
Nanao fitsidihana narahina asa ny amin’ ireo sehatra asa vitsivitsy eto amin’ ny FJKM ireo iraka vahiny mirahavavy avy…
Nanao fitsidihana narahina asa ny amin’ ireo sehatra asa vitsivitsy eto amin’ ny FJKM ireo iraka vahiny mirahavavy avy…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim. 1 :8a -Fampiratiana ny Asan’ny Aumônerie sy ireo sehatra asa ao aminy…
TOLOTR’ASA 1-Asa ho tanterahana. ” MPAMILY sady MAHAY MANAMBOATRA FIARAKODIA” (Chauffeur-Mécanicien) 2-Toy izao ny momba izany : -Lehilahy latsaky ny…
TOLOTR’ASA 1-Asa ho tanterahana. ” IRAKIRAKA” (COURSIER) 2-Toy izao ny momba izany : -Lehilahy latsaky ny 40 taona -Mpandray ny fanasan’ny…
KOMITIM-PIRENENA MIADY AMIN’NY SIDA . “Fa ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko”(Estera 8/6) . …
Ankasitrahan’ny Tompo ny asan’ny mino. Ny alahady farany amin’ity volana novambra ity no manokatra ny vanim-potoan’ny Fiangonana antsoina hoe: “Advento”.…
FANARENANA NY TRANON’NY SEMINERA AMPARIBE Mizara roa lehibe ny asa ho amin’ny fanarenana indray ny Seminera FJKM Amparibe taorian’ny…
I Jesoa Kristy no lohan’ny Fiangonana sady mitondra azy. Ny Fiangonana ambara eto dia ilay ivondronan’ireo mpiara-mivavaka. Iray na…
FJKM AMPITAKIHOSY FIHAVAOZANA JEROSALEMA VAOVAO. Nitsangana ny tranovato vaovao. Nahatafatsangana tranovato vaovao ireo mpianakavin’ny finoana ao amin’ny FJKM Ampitakihosy any…
FANASANA -Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM -Ny Filoha sy ny Biraon’ny STK Foibe -Ny Filoha sy …